tsy ratsy kosa
1. bazylou
(
08/06/2007 08:42)
ilay vadin'i roland a!!:wink::wink:
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:54
5. frimousse
(
08/06/2007 10:42)
einy tokoa ouah, na tsy mitsiky aza izy dia tena ao tsara, vehivavy za io miteny io. zana-javatra eh:roll::P
7. jimmy
(
08/06/2007 11:48)
tslem izany koa tarabe an. I Roland Ratsiraka e. variana manendy mofogasy sy ramanonaaka mantsy an
10. tslem
(
08/06/2007 12:03)
jimmy:
tslem izany koa tarabe an. I Roland Ratsiraka e. variana manendy mofogasy sy ramanonaaka mantsy an
ie, d variana am 138 :wink: chuuuuut:-$
12. agoago
(
08/06/2007 12:09)
Ho an'i tslem hotesse de l'air sipa.
Ary mba misy marina ihany ny tenen'i bazylou ndraindray
Ary mba misy marina ihany ny tenen'i bazylou ndraindray
13. nathie86
(
08/06/2007 14:02)
fa aôna kosa mo no eh, ra mirotsaka prezidà d mety ho lany eh:roll:
Ay v manaja kely ôtr'zao izy iny eh
Ay v manaja kely ôtr'zao izy iny eh
14. melody
(
08/06/2007 17:33)
gaga manko zà satria matetika i bazylou tsy dia tia gasy sa noho izy mpitsam @ roland no mahatonga azy miteny an'io?:°)
15. pissoa
(
08/06/2007 19:38)
raha sary serasera zany efa nahazo compliments betsaka :oops::-D:-D:-D:-D:-D
16. bazylou
(
08/06/2007 23:04)
resaka sipa anie iny e,, lery nahazaka milay!! aza afangaro daholo ny zavatra rehetra na dia mety mifangaro tsara aza!!
18. tisera
(
09/06/2007 20:34)
agoago>>> toa tsy manidina intsony i marcelle koa ! ex-hôtesse de l'air