Freins a main?

1. LazaDaddy ( 08/06/2007 05:09)
Ny Toyota Tarago taty aorian'ny taona 2005 tsy misy "freins a main" satria eo @ tongotra havia ilay izy. Noho izany lasa "freins a pied". =))
2. LazaDaddy ( 08/06/2007 05:11)
oops! tongotra havia raha volant ankavanana fa tsy haiko ny volant ankavia. =))
3. mikeh ( 08/06/2007 07:19)
Fa angaha ny toyota ihany ??
4. Ralay ( 08/06/2007 10:33)
Tena taraiky anie ianareo izany ry LazaDaddy, efa betsaka ny fiara no misy an'io toa ny mercedes manomboka @ serie C ny chevrolet sns... santionany fotsiny ireo.
Ny volant ankavia io lazaiko io ary tongotra ankavia ihany koa no manindry azy.Ny tanana no manala azy ny sasany @ ireo ary ny sasany toa ny toyota prius hybride sy ny chevrolet dia ny tongotra ihany no manala azy.
Ny anarany anefa dia tsy miova fa frein à main foana na dia @ tongotra aza ny action.

Ny ford C max, renault laguna,scenic,WV passat..izao dia frein à main electrique izany hoe bouton fa tsy mila sintonina intsony.Ny sasany @ ireo koa dia tsy mila manala na mametraka frein à main rehefa mijanona fa miraikitra ho azy ary tsy mila manala rehefa hiainga fa miala ho azy.
Mahavariana ny fandroasoana ô :-D:-D:P
5. xxx ( 08/06/2007 14:53)
6. johnnyandri ( 12/06/2007 14:49)
Lasa frein an-tsaina izany ihihih:lol::lol::lol:
7. ikaretsaka ( 08/07/2007 16:48)
LazaDaddy:

Ny Toyota Tarago taty aorian'ny taona 2005 tsy misy "freins a main" satria eo @ tongotra havia ilay izy. Noho izany lasa "freins a pied". =))


ny tomobila amerikanina ilay 4x4 be ireny ka ilay eo akaikin'ny volant ny famindrana vitesse dia eo @ tongotra ny frein a main... hatry ny ela ka
eo ankavian'ny frein somary miaraka kely! dia ao ambadiky ny volant misy ny levier no fi deblokena azy!

ny dodge durango ohatra, dodge (chrysler) grand caravan, ireny GMC be ireny, ny hummer...
8. miou ( 05/08/2007 13:23)
mikeh:

Fa angaha ny toyota ihany ??



f'in ko?
9. Herimiafina ( 05/08/2007 13:28)
Brake à Bras. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206