Qui a écrit la Bible et pourquoi ?

1. Fiffi ( 08/06/2007 06:46)
Les gens lisent la Bible depuis deux mille ans. Elle a obtenu, dans notre culture, un statut qu’aucun autre écrit n’a obtenu. Il y a plus d’exemplaires de la Bible sur la surface de la Terre que d’aucun autre livre. Elle est citée (et souvent mal cité) plus souvent que n’importe quel autre texte. Elle a été traduite en plus de langues que n’importe quel autre ouvrage. Depuis ses premières parutions, un nombre incalculable de gens l’ont lue, étudiée, enseignée, admirée, discutée, aimée, ont vécu pour elle et sont morts pour elle. C’est le document unique qui se trouve au cœur du judaïsme et du christianisme, et cependant, le commun des mortels ne se pose jamais la question de savoir qui l’a écrite. Les gens pensent qu’ils savent: elle a été divinement dictée, révélée, ou inspirée.

Nahita an'io lahatsoratra io zah de mba alefako eto koh...(tsy hoe resaka tsy finoana na ataohoe "minoa fotsiny") fa tena nahalsa saina be anaha ny famakiana azy.....
novalian'i prime ny 19/06/2007 13:41
2. Fiffi ( 08/06/2007 06:48)
cependant, le commun des mortels ne se pose jamais la question de savoir qui l’a écrite.
3. marozevo ( 08/06/2007 07:48)
A mon avis, le plus important c'est de savoir qu'est ce qu'elle contient la Bible.
4. Fiffi ( 08/06/2007 08:53)
marina zany...fa mba tsara ho fantatra marina hoe iza no nanoratra azy ?
5. marozevo ( 08/06/2007 09:28)
Ny nanoratra azy ve? Be dia be. Raha ny TV fotsiny ohatra, dia ao ry Paoly, Joany, Matia, Marka, Lioka sns...
Pourquoi ? : C'est simple ! Pour partager leurs experience de Foi en Jésus Christ.
6. xxx ( 08/06/2007 14:15)
hanampiako an'izay dia boky maromaro no nanome ny atao hoe Baiboly ary samy hafa ny mpanoratra ary t@ vanim-potoana samy hafa no nanoratana azy ireo ary t@ fiteny 2 samy hafa no nanoratana azy : arameana sy grika.
Ny itovizany dia samy boky inspiré izy ireo. Izany hoe tsy vokatry ny asa-sainan'ny olombelona fotsiny fa notsilovin'ny Fanahy Masina ihany koa ireo mpanoratra. Ka ny lohahevitra mibahan-toerana dia moomba ny Fifandraisan'Andriamanitra sy ny olombelona.
7. Fiffi ( 08/06/2007 16:26)
nanitikitika anaha manko io ...de mba tiako ho fantatra koh !
8. pissoa ( 08/06/2007 16:30)
Nosoratan'ny olona be dia be mba hanampy antsika hahafantatra sy hino ! :-D:-D:-D

Elle est citée (et souvent mal cité) plus souvent que n’importe quel autre texte.

9. marozevo ( 08/06/2007 17:17)
Misy anefa tokony ho tandremana ihany. Ohatra ireo boky dimy voalohany izay ataontsika hoe "boky dimin'i Moizy". Tsy Moizy (na Mosesy) akory no nanoratra an'ireo fa antokon'olona efatra fara-fahakeliny : Yawistes, Elohistes, Detoronomistes ary Sacertotaux. Fotoana lava dia lava no nanoratana an'ireo, ka i Esdrasa no nanagona azy ho boky dimy io hitantsika amin'izao fotoana izao io.

Toy izany koa ny Salamo sy ny Ohabolana ary ny Fahendrena, olona maro no nanoratra azy ireo, ary fotoana maro koa no nanoratany azy.

Araka ny reko koa dia hoe olona iray ihany no nanoratra ireo boky 12n'ny Mpaminany madinika : Ozea sns.... Zakaria. Io indray aloha dia tsy iantohako ny fahamarinany.
10. xxx ( 08/06/2007 18:53)
misaotra an'i xxx eo ambony io. Ny tsy ampy ka anampiako azy kely dia hoe: tamin'ny teny hebrio no saika nanoratana ireo testamenta taloha. Ny Kristiana no nanoratra azy ireo tamin'n teny grika. Ary i Md Jeroma no nandika ny baiboly rehetra tamin'ny teny latinina.
Tsy nisy an'ireny toko sy andininy ireny koa ny Baiboly fa zavatra vao napetraka taty aorina ireny hahamora ny famakiana azy. Toy izany koa ireo lohan-teny maro ao anatiny.

Ho tonga nofo ao amintsika anie ny tenin'Andriamanitra! Amen.
11. linarako2 ( 08/06/2007 19:55)
Afaka misy manazava hoe inona no atao hoe Baiboly aloha ve?
Ireo notenenin'ny namana ireo ny valiny hoe iza no nanoratra.
Ireo izay mpanoratra dia Andriamanitra no nanome azy ireo tsindrimandry na avy amin'ny alalan'ny fahitana ,na nofy,na miresaka mivantana toy Mosesy.
12. niryna ( 09/06/2007 05:32)
linarako2:

Afaka misy manazava hoe inona no atao hoe Baiboly aloha ve?
Ireo notenenin'ny namana ireo ny valiny hoe iza no nanoratra.
Ireo izay mpanoratra dia Andriamanitra no nanome azy ireo tsindrimandry na avy amin'ny alalan'ny fahitana ,na nofy,na miresaka mivantana toy Mosesy.


Ny Baiboly amiko dia anisany teny manambara amintsika ny tantara rehetra izay nitranga taloha sy ankehitriny ary ny ho avy amin'ny fiainana.Fanambarana manokana nomen'Atra dia ny teniny izany.Andriamanitra izany nanoratra boky iray ihany dia ny Baiboly izany.
Ny nanoratra ny Baiboly kosa

13. niryna ( 09/06/2007 06:05)
Ny Baiboly izany dia karazana tantara marobe izay fantatra ary manambara ny niandohan'izao tontolo izao sy ny hiafaran'izao tontolo izao.Manambara ihany koa ny voninahitr'Andriamanitra.Mitantara ireo fanambarana manokana miandalana nataon'Atra sy ny teniny.Atra nanome ny Fanahy Masina nahatonga ireo mpanoratra nanoratra ny tenin'Atra ho an'ny olombelona.
Ny Baiboly dia boky iray fa mizara roa:
Ny Testamenta Taloha TT
-Ny fanambarana ny fiandohan'ny zavatra rehetra
-Ny fiandohan'ny fahotan'olombelona
-Ny fikarakaran'Atra ny vahaolana dia ny andefasany ny Zanany
- Ny fanambarana ny fihavian'ilay Mesia.Izay hita ao amin'ny TV.

Ny Testamenta VaovaoTV
-Ny fananantanterahan'Atra ny famonjena lehibe ho an'ny olona sy ny fitatanrana ny fiainan'i kristy.
-Ny diany tety an-tany,ny asa nataony,ny fijaliana nahazo Azy,ny fandreseny ny fahafatesana dia ny fitsanganany tamin'ny maty izany.
-Ny fiverenany indray ary ny fitsarana ho an'ny tsirairay .-
Ny fiafaran'ireo tantara izay voasoratra tao anaty TT

Tsy afaka misaraka izany ireo TT sy TV ireo fa mifameno ka izay no maha boky iray azy ihany .

Izay no fantatro mikasika ny dikan'ny hoe Baiboly.:D
14. Fiffi ( 09/06/2007 06:26)
Qui a écrit la Bible et pourquoi ?
http://quantumfuture.net/fr/science-10a_fr.htm
15. marozevo ( 09/06/2007 09:15)
Mba misy tsetsatsetsa ity : Amiko kosa ny Baiboly dia tsy boky mirakitra tantara fa boky mizara finoana.
16. xxx ( 09/06/2007 11:26)
[size=14px]Mila finoana ny famakiana ny Baiboly. Izay aza adino[/size].

satria betsaka ny zavatra tsy lojika ao anaty ao. Ary raha mbola atao koa aza ny fanadihadiana dia efa betsaka ny zavatra niova sy nampiana, taty aorina, tamin'izay tena nosoratan'izay nanoratra azy voalohany.

Ampitomboy ny finoanay ry Tompo mba handraisanay ny teninao! Amen.
17. xxx ( 09/06/2007 17:29)
Marina ilàna finoana fa aza adino fa tsy tokony atao ny mandray ara-bakiteny be loatra izay voasoratra ao, fa manjary mahatonga antsika ho lasa fondamentaliste.

Jereo fotsiny ny fiheverana momba ny Sabata :
ho an'ny Farisianina dia fandehanana any an-tempoly, fanolorana sorona sy fivavahana. Kanefa nandeha ila satria lasa lalàna tsy maintsy atao. Lasa valeur absolue ka nandinoana ny hasina maha-olona. Hany ka na misy ho faty aza eo dia tsy vonjena fa maika hamonjy sabata.
Ho an'i Kristy dia tadidio : fa tsy misaraka ny Fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra sy ny fanomezana hasina ny maha-olona. Ary ny Sabata no natao ho an'ny olona fa tsy ny olona ho an'ny Sabata.
Indrisy moa fa noheverina fa mandika lalàna i Kristy raha sendra manasitrana olona @ Sabata ka izay no isan'ny namonoana azy.

Ny tiako ahatongavana dia tsy tokony raisina ara-bakiteny loatra ny famakiana azy. Rah mifanohitra @ lalànan'ny fitiava-namana ilay izy dia efa tsy izy izay.
Ohatra: raha interprete-nao fa ny Katòlika ilay Bibidia ao @ Apokalipsy dia eritrereto ihany hoe: fanahy inona no mitarika anao hilaza izany.
Fehiny:
Ny tenin'Andriamanitra dia Fanahy sy Fiainana.Ary ny finoantsika dia miorina @ olona(Kristy) fa tsy @ boky.
18. xxx ( 09/06/2007 21:05)
Ny tenin'Andriamanitra dia Fanahy sy Fiainana.Ary ny finoantsika dia miorina @ olona(Kristy) fa tsy @ boky.

Tena marina tsy azo lavina io voalaza io. I Jesoa no iorenan'ny Finoana fa tsy ny Baiboly.

19. ikaretsaka ( 10/06/2007 04:14)
bible ho'zy enao fa tsy tenin'andriamanitra a!
qui? olona bedebe tsy voatanisa....
pourkoi? satria misy antony bedebe tsy voatanisa!
20. Fiffi ( 10/06/2007 06:44)
Ny tenin'Andriamanitra dia Fanahy sy Fiainana.Ary ny finoantsika dia miorina @ olona(Kristy) fa tsy @ boky.
inona aloha io "boky" lazainao io ?
Tena marina tsy azo lavina io voalaza io. I Jesoa no iorenan'ny Finoana fa tsy ny Baiboly.
ary hono hoa ? raha tsy nisy ny Baiboly de ahoana no nananana ny finoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.293