Ya, tsy misy faly amin'izany ary tena matahotra tokoa. Amin'ny mpiasam-panjakana rehetra dia ireo ao amin'ny fandriampahalemana no nahazo tombony amin'ny Karama. Police tsipika iray be Karama nohon'ny Mpampianatra ka asa fa voalaza hoe miasa mafy ireo. Ankoatr'izay koa moa dia mivoatra ny asa-jiolahy na tany aiza na tany aiza ka ny fiarovana sy ny lalàna momba izany no tokony ho mafy.