5 sy donga

1. bazylou ( 07/06/2007 18:03)
no nanaovan'ny cote d'ivoire ny barea , beurkkk tena tsy hanao raha ireo ,:-D:-D:-D
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:52
2. karinah ( 07/06/2007 18:24)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
3. mandrak ( 07/06/2007 19:23)
aleo any Scorpions ra zany klé :lol:
4. karinah ( 08/06/2007 07:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. ronaldo09 ( 09/06/2007 07:42)
Leeeeee....... Fa inona ary ity mihomehy loza ity ?Solontenan'ny firenenao i Barea ka tsy hitako izay hihomehezana!
Fa izao:Maninona no natao hoe:Barea ny anarany?Barea zany anie ka omby vendrana tsy misy trafo ko io no atao anarany aiza tsy ho 4-0 de 3-0 de 5-0....?
6. mandrindra ( 09/06/2007 09:43)
tsy ny anarana no entina handresena fa ny fahaizana, mpilalao, mpanazatra, federasiona ....
7. Balack ( 10/06/2007 06:57)
Atao aona e! Isika aza hatr@ zay tsy nahalala zany Barea zany hoe Omby ko! Ra mijery ireny baolina vevavy any ivelany reny isika de ireny koa handresy atsika 6sy0 ra izao no mitohy!
Zay fa antsika foana io na inona2 misehoe! Mahereza ry boay kely a!Mba alaivo ny medail d'OR @ ty jeu des Iles ty e! De mandiniha tena nareo tompon'andraikitra rehetra.Aza atao manta-mohoka sy vonjivonjena intsony ny fanomanana ra te-hahita vokatra (ho an'ny Fanjakana sy Federation zany) .@ 17 zao de manohana hatrany isika e!
8. ronaldo09 ( 13/06/2007 09:11)
Kozy fa raha ny ekipan'ny Allemand vehivavy no mifandona amintsika dia 10 sy donga a!Vao haingana aho nanaraka documentaire fa milalao ny sipa allemand a!
9. dongadonga ( 07/07/2007 14:40)
:-D:-D:-D:-D:-D;-)
10. miou ( 26/07/2007 07:52)
dein ary ny tokony ho vahaolana hoy nareo ? atao 22 ny mpilalao refa gasy no milalao sa ... ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2678