tsara-tsodrano

1. elintsoa ( 08/06/2007 07:15)
Raha mba misy manana ny tonon-kiran'i Dadah , Misaotra mialoha; Ny lohateny: tsara-tsodrano
novalian'i Fiffi ny 13/06/2007 14:07
2. Fiffi ( 08/06/2007 08:30)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2096
de mba tsidio hiany ny tononkira eh !
3. lancia ( 08/06/2007 11:59)
tiako be ty hira ty fa fanaonay ato an-trano
4. Fiffi ( 08/06/2007 12:11)
de ity ny vidéo....
http://www.dailymotion.com/related/887030/video/xhttx_tsaratsodrano/1
5. imendrikaja ( 08/06/2007 14:29)
Fiffi:

de ity ny vidéo....
http://www.dailymotion.com/related/887030/video/xhttx_tsaratsodrano/1



mba ampianaro anahy hoe ky ny lien ampidirandry an'ilay hira ra mety, merci
6. Fiffi ( 08/06/2007 16:05)
imendrikaja:

mba ampianaro anahy hoe ky ny lien ampidirandry an'ilay hira ra mety, merci
ampidirana azy eto ve ? tsotra de tsotra.....

-sokafana aloha le lien io

-ery ambony ery misy ny adresse http://......

-klikéna io lien io de lasa bleu (mangamanga)

-rehefa lasa bleu io de klikéo droit de misy fenêtre kely misokatra.....

-de copier...

-de efa misokatra ny sera2 forum de eo am tiandry handefasana an'le izy , de klikéo eo de misy fenêtre misokatra indray de COLLER de zay !:)


7. dongadonga ( 08/06/2007 23:03)
nndryyyy tsy tafiditra @ le hoe jereo eto ,de tsy hitanay le izy:cry:
8. Fiffi ( 09/06/2007 06:34)
dongadona: le ery ambony akia no jerena fa tsy io fanazavana nataoko io an !
9. elintsoa ( 09/06/2007 19:14)
elintsoa:

Raha mba misy manana ny tonon-kiran'i Dadah , Misaotra mialoha; Ny lohateny: tsara-tsodrano

Misaotra betsaka fa tsara be ilay hira

10. sitlo ( 09/06/2007 19:29)
tsy misy fisaorana,
izaho mantsy efa manomboka leo an'io hira io fa mandeha amin'ny radio vazo gasy foana
11. Fiffi ( 09/06/2007 20:11)
ié ! tena miverimberina foana .....
12. dongadonga ( 10/06/2007 11:22)
tsara le izy ka ,izay vao rehanay ano^oo^o=D
13. Fiffi ( 10/06/2007 12:31)
hay kosa an ! :)
14. dongadonga ( 10/06/2007 13:02)
hummmm:!:
15. Fiffi ( 10/06/2007 18:28)
16. imendrikaja ( 13/06/2007 08:39)
merci ky fiffi a, bizz:-*:-*:-*
17. Fiffi ( 13/06/2007 14:07)
:):-*:-*:-* de alefako any akia an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0739