Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mpanakiana, milahatra araka ny daty
mpanakiana ( 06/06/2007 13:10)
Free dago??
Efa misy manana abonnement free v any dago sa mbola aty ivelany iany no misy alou,raha efa ,nisy d t@ oviana no nivoaka???... tohiny
novalian'i DotMG ny 07/06/2007 05:52
mpanakiana ( 09/02/2007 10:27)
dress mail
Asa ra azo atao fa mba mangataka fanampiana aminareo aho hoe ra azo atao misy fomba v no azo amonoana ireny adress mail ireny ahy ilay izy fa tsy tiako anoratan'lay ol intsony!! Misaotra mialou... tohiny
novalian'i wooda ny 18/02/2007 02:33
mpanakiana ( 24/10/2006 13:24)
adoption
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana; Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:11
mpanakiana ( 18/02/2006 06:34)
Divorce
Mba misy namako zay manana olana aratokantrano, izy mo miasa ao la reunion (zay no nitondrako an'lay hafatra fa dia tsorina fa tsy manana ttsy izy ao) Efa ho 4 taona latsaka zay no niasany tao,raha ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 04:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066