dress mail

1. mpanakiana ( 09/02/2007 10:27)
Asa ra azo atao fa mba mangataka fanampiana aminareo aho hoe ra azo atao misy fomba v no azo amonoana ireny adress mail ireny ahy ilay izy fa tsy tiako anoratan'lay ol intsony!!
Misaotra mialou
novalian'i wooda ny 18/02/2007 02:33
2. Fiffi ( 09/02/2007 12:29)
ao @ kaontinao izy de BLOKEO aloha , ensuite SUPPRIMEO !
Olona 1 ve no tsy tianao hanoratra any @ nao de ho vonohina le kaonty ? io hatao fa sady tsy aharay mailaka avy aminy intsony enao !
Ny kaonty yahoo no azo vonohina zao dien'zao ! fa ny hotmail indray de voatery enao miandry !!! rehefa tsy sokafana 3 volana io de MATY HO AZY ! yahoo ve le izy ? http://help.yahoo.com/l/fr/yahoo/mail/yahoomail/account/account-11.html
3. mpanakiana ( 09/02/2007 19:02)
fiffi yahoo lay izy d misaotra t@ toroevitra
4. bazylou ( 10/02/2007 00:32)
+1:lol::lol::lol::lol:
5. Fiffi ( 10/02/2007 10:04)
mpanakiana: de tena mety tsara zany io le "jereo eto" nalefako io ! de jereo somary ery ambany ery fa misy case hoe tianao suppriména ve ny compte-nao ? de vakio tsara daholo aloha de OK ! tondé supprimé io !:)
6. wooda ( 18/02/2007 02:33)
Hay ve?

Tena tsy hitako indray iny marina!

M'saotra Fiffi :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831