mariaz

1. kallie ( 07/06/2007 06:33)
fa grave marina reto lé manomana a!!!! asa nareo ze efa nandalo teo fa tô ôtran'ny vôme mia-betsaka ny olana (resaka organisation sns) vôme mampitaintaina, nefa refa tena eritreretina, in no itainainana? izy efa sûr oe tsy anao "non"? Fa d tsy ay fotsny fa d kizkizitna waz eo d miadiady waz eo d... sa zay lé oe manomana mariaz? :roll: so iany fa in 1 iany no manao mariaz kah, tô mandreraka be ra zao :-D:oops:
novalian'i sechat ny 11/06/2007 13:33
2. diamondra27 ( 07/06/2007 06:54)
aza de matoky 100%zany fa @ andro farany no mety hanao non izy
bref, @ reportage sy cinéma aloha no nahitako an'io e!

lery zany mbola nihaona t@ sipany taloha de lasa niverina taminy fa tsy nanambady le tokony hovadiany

c'est triste:cry::cry::cry:


de tandremo zany fa sao de ny manary azy no betsaka refa vita le mariazy:-D:-D

3. meva2 ( 07/06/2007 06:56)
mbola aiza izany rehefa 10 taona nivadiana miaraka amin'ny kilonga???
Hi,hi,hi!!
Félicitations aloha e! manaova mariazy sambatra.
4. kallie ( 07/06/2007 07:03)
meva2>:-D:-D:-D marinzany fa nefa efa problem hafa ndray ane zany e? eny e, Merci
5. mamzelkely ( 07/06/2007 08:09)
non marina ny an kallie ka fa refa manomana mariage de misy pression be, ts le we pression we hanao non izy na tsia fa le resaka we mety arak ny tiko ve le zvt hitranga, ho vitako ihany ve ny mikarakara an ty mariage ty eo ko enao manana ny idée anao nefa le olona manodidina koa manisy pression satri mandindy we ity atao ty atao de lasa makaleo be le izy, eo ko le ts fahatongavan saina hoe hanambady anie za ty :lol:

ts mbola natao mariage alory za fa hitako tam expérience tam mariagen'olona manodidina anah le izy :°)
6. mignone ( 07/06/2007 08:29)
dia tsy hatao fotriny e !:°)
7. xxx ( 07/06/2007 09:12)
ka io ilay hoe manao raharaha, dia mitady raharaha izany
8. Fiffi ( 07/06/2007 09:18)
heu....maka mpanampy kah ! fa nga hono ny olona hivady ny hikarakara ny rehetra ?
9. bozyboleta ( 07/06/2007 09:18)
Aza kiviana kosa izy e!
Refa mikarakara ceremony zany tsy maintsy misy stress foana, indrindra fa hoe andro 1 toa 100. Zany no mahatonga ny olona sasany maka organisateur de mariage mitsy de mba mihena ny stress fa mba émotion sisa no atrehina.
Korazy e! De refa vita arahabaina.
10. Jeankely ( 07/06/2007 09:37)
Ny zavatra misy lanjany rehetra amin'ny fiainana dia mampitaintaina daholo na iza na iza. Na hanao fanadinana aza. zava-dehibe ny fanambadiana ary raha io no solafaka dia manhirana ka mahereza ary mahavita soa eee
11. booboo ( 07/06/2007 09:44)
Tsy dia lay hanao "non" loatra tokoa no mampitaintaina sy mahakizitina fa eo @ resaka organisations : ry anona mbola tsy ni-confirmer na ho avy na tsia nefa efa dila ny fotoana, ny any @ resto nefa mandondona ihany hoe firy ihany nareo ê ? Aiza ho aiza zao ny planning e, hanao ahoana ny ambiance e , inona no hanaovana ny nasaina mandra-pahatongan'ny kaly rehefa avy ao @ mairie e, sns :^):^):^):^).
Izy aby aby zany :^):^):^). Fa rehefa mahita ny olona mihomehy sy misaotra ny tena fa finaritra zareo dia misinda ho azyyyyyy, rehefa mamaky ny bla bla @ livre d'or sy mijery ny sary dia tsapa mihitsy hoe "andro ray toa zato" no niainana, itsikiana fotsiny sisa lay nahakizitina teo aloha :D
12. kally ( 07/06/2007 10:16)
Dia arahabaina aloha izany aky ry kallie a! mahavità soa dia mahareta dia aza adino ny mampiseho sary f'izahay te hahita.

Ny ahy aloha azoko nolazaina hoe tsy nampaninona satria herintaona no nanomanako azy ka nandeha nilamina tsara tsy nirotoroto.

Ilay andro nanaovana azy iny no somary sahirana aho mitaintaina na afa-po ny olona t@ sakafo sy ny dihy, nijery raha afaka nody ara-dalàna daholo ny tsirairay.

Mahavità soa
13. kallie ( 07/06/2007 13:09)
Merci e.
Mampiseo sary a, 2 semaines sisa.....:°):}:{:^)(l)(l) mifangaro daôly reo... hihihi
14. mamzelkely ( 07/06/2007 14:08)
de miandry sary zany zay ko mafianritra ery zao zany mahavitah soa akia aaa:-*:-*:-*
15. Jeankely ( 08/06/2007 04:44)
Laingany izany fa sao tsy tia hanaparitaka sary leiry. Anontanio tsara izy aloha an.
16. kallie ( 08/06/2007 10:47)
hihihi, mety oe sariko rery nge zany e
17. kallie ( 08/06/2007 10:49)
merci mamzel a, d manarà ko e, sa efa mou?
18. sasa ( 08/06/2007 11:17)
kallie mahavita soa akia d mirary soa, ny manao zavatra tsy mora fa courage foana fa tsy maintsy vita io.
Za tsy mbola nanomana aloha d tsy haiko hoe hanao ahoana fa sarotra aloha
19. mamzelkely ( 08/06/2007 11:45)
kalli non mbola ko k mbola hanaraka anareo ts ho ela :lol:
20. kallie ( 08/06/2007 12:48)
Mamz> manaraha fa milay be lé mifampikizitina d av eo d câlins be miombona d atao oe "madame", "môsieur" :-D:-D:-D:-D:-D
Sasa> sôtreeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1162