Gasoil Leclerc frantsa

1. xxx ( 05/06/2007 08:44)
Aza mba mividy gasoil @ Leclerc fa maloto manimba fiara. Mifandimby citerne @ zavatra hafa angamba ireny.
novalian'i mutombo ny 17/07/2011 15:42
2. xxx ( 08/06/2007 15:59)
idem! c de la merde!
3. mignone ( 08/06/2007 16:29)
ary ny carrefour ?
4. xxx ( 12/06/2007 08:03)
Leclerc ihany hatram'zao no hitako fopla
5. mandrindra ( 17/06/2007 10:03)
fa avy aiza hono ny gasoil an'i leclerc?
dépôt aiza no milivra azy?
6. mutombo ( 17/07/2011 15:42)
mora lany ny gasoil leclerc mihoatra @ esso sy total na samy plein izao aza
mandrindra:

fa avy aiza hono ny gasoil an'i leclerc?
d�p�t aiza no milivra azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7504