rivotra maloto tsy tana
4. Stretch
(
01/06/2007 15:55)
aza tazonina zany na mandositra aza ny ol fa mankarary kibo , sô lasa we be kibotaina eo no tsy laitrako :°)
5. Jeankely
(
03/06/2007 05:02)
Efa hoe tsy tana koa azo atao inona? Rehfa azonao tazonina dia tazonina fa rehefa tsy tana dia simba ny tontolo iainana kano =))=)). Mandalo fotsiny io fa tsy dia loza amin'ny "environment" tokony resahana angamba.
6. johnnyandri
(
06/06/2007 03:55)
Tsy maintsy tafiditra foana ny resak'hetotra rehefa manalazy ny olona matetika.
Hetotra tsy tana tsy mahabe fahotana, fa reglemantan'ny fahasalamana hoy ny dokotera ao Tsaralalana, hoe mahazo mangetotra ara-dalana. araky ny voasorara ao amin'ny lalana, izay tratra dia mihanahana. Sahala amin'ny gana tratry ny hafanana.=))=))=))

8. naughtyboy
(
17/06/2007 10:35)
=))=))=))=))mitombo ndray ny pollution ra zao fa tsara asiana reglement ihany,sao ratsy ny fiatraikan'io @ ecosystem kle=))
9. naughtyboy
(
17/06/2007 10:40)
ra samy manao an'io daoly mantsy na ny hazo aza tsy aniry tsony:-D
10. Jeankely
(
20/06/2007 02:16)
Ny bozaka maina, ny olona marary vavony dia miverina amin'ny tenany ihany. Mamono tena izany=))