Vive la france..lol
1. karinah
(
04/06/2007 11:59)
Anisan'ny firenena matanjaka i Frantsa, rehefa dinihana anefa toa mampalahelo ihany satria, anisan'ny mampandroso azy koa ny fampiasany ny tany voazanaka.
Soa ihany Madagasikara fa efa tsy amin'izany intsony, fa ny mampalahelo dia toa lasa voazanaka ambaka ny toe-ntsaina koa ny ponina @ ireny firenena zanahin'ny frantsay ireny?!
Marina ve izany sa tsia? :idea:

novalian'i cbd ny 12/06/2007 19:44
2. xxx
(
04/06/2007 14:13)
Vive la france..vive la france a oooooeeeee vive la france!mbola ho avy tsy ho ela daholo ny anjaran'ny vahiny rehetra!hatramin'ireo manana taratasy avy @ firenena haha na dia ara-dalana aza dia handray ny kihony daholo ka vive la france aaa oeeeeee vive la france!
4. meva2
(
07/06/2007 06:24)
En attendant, mbola isika malagasy aloha izao no mandray ny kihony e!
Satria misy maro amintsika tsy tia fihavanana, isika samy isika aza tsy miray hina fa miady antrano.
Jereo ny fihevitry ny sasany, miandry kendritohina, miandry ny hahalavo ny hafa.
Mbola tsy ampy antsika ihany ve ny savorovoro eto antany no mbola ampiana foana e!
Izaho dia contre-ny colonisation kanefa koa contre ny fitondrana tsy mijery vahoaka kanefa malagasy ray sy reny.
Tsy vao izao anie isika no mahantra e! firy taona izay nahaleovantena izay, nankaiza ny harenantsika, nahoana no misy firenena hafa voazanaka toa antsika kanefa lasa lavitra noho isika?

5. LazaDaddy
(
08/06/2007 04:56)
Afaka taona vitsy dia azo sokajiana ho "Afrique du Nord" i France :?
7. sympa
(
10/06/2007 16:50)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/beret-rouge-2953.gif[/IMG] ooooooooeeeeeeeeee viva la francia [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/alien-salut-28432.gif[/IMG]
8. cbd
(
12/06/2007 19:44)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0017.gif[/IMG] :-D:-D:-D:-D