Barea

1. nathie86 ( 04/06/2007 11:34)
Mety mba hisy fiovany v ny baolina kitra Malagasy tô faharesena fôna ny azo zay manomboka ny nahafatesan'i Ntsoa.
Mbola hisy avenir v d mety hanova zvt v ny fanovana ny mpanazatra lava ty eh.:)
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:57
2. miou ( 26/07/2007 07:57)
de tsy ahy fa mionona @zay hanana eto aloha de aza malahelo ntsony, fa tsy mahagaga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1716