Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sanga, milahatra araka ny daty
sanga
(
03/06/2007 10:08)
Ditsoka (olombelo Ricky)>>>webmaster
Salama webmaster
nampiditra ilay tononkira "Ditsoka" aho izay andro vitsivitsy fa mbola tsy mipoitra ao nefa rehefa tiako hampidirina fanindroany dia lazaina ny masinina fa efa ao anatiny ao.:!::!:...
tohiny
novalian'i hery ny 04/06/2007 07:27
sanga
(
02/04/2007 13:00)
OLOMBELO RICKY
Salama daholo.
Mba te ahafantatra ny akon'ireo fampisehoana nataon'i Ricky tao CCAC sy CGM anie fa tsy teto an-toerana ny tenanay รด. Dia misaotra mialoha.:cry::cry::cry::cry:...
tohiny
novalian'i sitlo ny 03/04/2007 21:24
sanga
(
11/01/2007 17:56)
Olombelo Ricky
Salama daholo an!
Misy clip-n'i Ricky anakiroa vaovao ao @ www.koloaina.com ( a trbute to Richard Razafindrakoto). Manja e! Tena manja ho a! Sady tena mahalasa vinany ilay tononkira. Sady @ izay ko...
tohiny
novalian'i Stretch ny 14/01/2007 08:06
sanga
(
12/10/2006 09:54)
Richard Razafindrakoto
Amin'ny alahelo lehibe no anambarako eto ny nahalasanan-dRichard Razafindrakoto nody any an-danitra. Artista malagasy lehibe iray eo @ sehatry ny sary hosodoko sy ny vakana izy ary niaraka t@ Dama sy ...
tohiny
novalian'i ninih ny 18/10/2006 08:26
sanga
(
02/09/2006 11:55)
Olombelo Ricky
Salama ny olombelona rehetra.
Faly aho mampandre ho an'ireo izay mpankafy ny olombelo Ricky ohatr'ahy fa efa mivoaka any ny hira voalohany @ ilay raki-kira vaovao izay hivoaka atsy ho atsy izay mit...
tohiny
novalian'i sanga ny 08/09/2006 20:34
sanga
(
03/04/2004 13:50)
ricky
Manao ahoana daholo! Hono oa! Mba misy mahalala ve hoe rahoviana no handalo eto PARIS "Ricky" izay handalo any VICHY mandritry ny RNS? Isaorako mialoha ianao izay afaka mamaly ahy.
Misaotra ary man...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2004 00:04
