OLOMBELO RICKY
1. sanga
(
02/04/2007 13:00)
Salama daholo.
Mba te ahafantatra ny akon'ireo fampisehoana nataon'i Ricky tao CCAC sy CGM anie fa tsy teto an-toerana ny tenanay ô. Dia misaotra mialoha.:cry::cry::cry::cry:
Mba te ahafantatra ny akon'ireo fampisehoana nataon'i Ricky tao CCAC sy CGM anie fa tsy teto an-toerana ny tenanay ô. Dia misaotra mialoha.:cry::cry::cry::cry:
novalian'i sitlo ny 03/04/2007 21:24
3. Stretch
(
02/04/2007 18:17)
ny akony henoko ndray za tena faravohitra no nihaino ,
de toa tsy badalela tsony lery [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/0093.gif[/IMG]nanao be sofina be mintry nihano ny akony:)
de toa tsy badalela tsony lery [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/0093.gif[/IMG]nanao be sofina be mintry nihano ny akony:)
4. sitlo
(
02/04/2007 18:21)
za ndray tsy tany faravohitra no naheno fa tao [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cracra/moi85.gif[/IMG]
9. kelly13
(
02/04/2007 18:54)
tary ambany tary v no ni vibrrrrra d niakatra tany antampidoha? mdrrr :-D:-D:-D
10. Stretch
(
02/04/2007 20:43)
hita wa aky ry kelly , ny an sitlo nga mahay afa tsy ny miegzazeré ihany .
inn fa tsy ny hanala a , ko
manaôna ny zazà ?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe.gif[/IMG]
inn fa tsy ny hanala a , ko
manaôna ny zazà ?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe.gif[/IMG]
11. sitlo
(
02/04/2007 21:04)
tsy mahazo ny resak'i kelly koa njy zany :-D
zavatra rehefa miresaka am kelly mila mieritreritra kelly vao mime :lol:
zavatra rehefa miresaka am kelly mila mieritreritra kelly vao mime :lol:
12. Stretch
(
02/04/2007 21:16)
zany ko ve de tsy ho azo, fa modina fann,
hita fa fafany mpandrindra angé ra vô tsy môtina e !
jereo lalao rabeson :°)
hita fa fafany mpandrindra angé ra vô tsy môtina e !
jereo lalao rabeson :°)
14. sitlo
(
02/04/2007 22:56)
mbola ao daholo ry kala ny lalao rabeson sy mahaleo ah, aleo omena an'i sanga aloha ny sehatra.
20. sitlo
(
03/04/2007 09:07)
hihihi, ananan, nalamiko fotsiny ilay lolo sy ny tariny fa mavesatra be ny manokatra azy. Dia vao maika nikorotana.
Fa hira avy any am manako nalefako tao ka. Tena nody mandry marina nge le mahaleo-ako eh. Nefa efa hira aman-jatony ve rangaha.
Fa hira avy any am manako nalefako tao ka. Tena nody mandry marina nge le mahaleo-ako eh. Nefa efa hira aman-jatony ve rangaha.
