OLOMBELO RICKY
22. sitlo
(
03/04/2007 09:49)
Eny, ontsa tokoa ny fo raha nahare izao nahalasana anazy izao fa atao ahoana eh. Tsy nisy nampionona aza nionona koa maika fa misy anareo midodododo. Ka dia fisaorana era-po era-tsaina.
33. Stretch
(
03/04/2007 20:04)
mbola mihira ricky de sady tapenana ny sofina:-D
tsita ko ny lalana , dona am tlana:-D
tsita ko ny lalana , dona am tlana:-D
38. sitlo
(
03/04/2007 20:33)
Stretch:
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe.gif[/IMG]
kely dia efa mibitabitaka
40. sitlo
(
03/04/2007 20:42)
tsy an'i tslem aloha fa satria manao kosy eh, dia tsy an'i ari.malala koa :-D
aleo tsy tohizana fa :-D, tsaroako ihany :-D
aleo tsy tohizana fa :-D, tsaroako ihany :-D
