OLOMBELO RICKY

41. Stretch ( 03/04/2007 20:56)
ary le zaza efa manao coupe volony Pascal Obispo
sahady an !
42. sitlo ( 03/04/2007 21:03)
hahay tay chi io zaza io
43. Stretch ( 03/04/2007 21:05)
diso tsipelina , mba hajao ny tenin'ol :x
44. sitlo ( 03/04/2007 21:09)
zao mihitsy io kah
45. Stretch ( 03/04/2007 21:11)
thai
46. Stretch ( 03/04/2007 21:11)
taiwan
47. sitlo ( 03/04/2007 21:14)
:-D, tsy aleo japsa
48. Stretch ( 03/04/2007 21:16)
sarotra tsy vanona le japsa klé , tsy tafa mintry a , sa angamba mila mitrasy any mintry vô mahay an'io klé8-)
49. sitlo ( 03/04/2007 21:24)
ny ahy konichiwa ihany dia ilay tsy azo atsatoka am vary ny bagety no haiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075