Ditsoka (olombelo Ricky)>>>webmaster

1. sanga ( 03/06/2007 10:08)
Salama webmaster

nampiditra ilay tononkira "Ditsoka" aho izay andro vitsivitsy fa mbola tsy mipoitra ao nefa rehefa tiako hampidirina fanindroany dia lazaina ny masinina fa efa ao anatiny ao.:!::!::!:

Mba ataovy izay mety e

Mankasitraka
novalian'i hery ny 04/06/2007 07:27
2. Fiffi ( 03/06/2007 14:20)
:roll::roll:
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=4480
3. hery ( 04/06/2007 07:27)
Rehefa ampidirina ny hira dia tsy tonga dia miseho avy hatrany fa miandry mpandrindra. Dia arakaraky ny fahafahandry zareo ao. Hitako miasa mafy ihany ry zareo ao fa betsaka koa ny hira alefan'ny namana mila ahitsy tanteraka.
Fa efa io nalefan'i Fiffi io ilay Ditsoka..

Hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1593