transfo

1. mandrak ( 03/06/2007 20:00)
saly doly
ono oa sode mba misy afaka manome torohevitra ay nareo.
ny tiko atao dé 12V 10A transformena 8.5V 5.5A efa nitady an' io transfo io za, fa tsisy eny @ mpivarotra (net)
répondu par sympa le 10/06/2007 21:08
2. sitlo ( 09/06/2007 19:41)
Mety tsy misy ilay izy satria tsy dia be mpitady. Ary raha mamboatra. Kilalaon'ny mpianatry ny electronika ao amin'ny lycee techinque Alarobia ireny. Faly ery angamba ry zalahy anontanian'ialahy an'io.
3. sympa ( 10/06/2007 21:08)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Ordinateur/pc6.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Ordinateur/pc8.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0979