Ravalomanana, qui va le remplacer ?(iza no hasolo azy)
1. tezitra
(
02/06/2007 16:46)
Cette question est bête, idiote, en plus c une insulte à l’encontre des malgaches :
1)Tu as un président mpivarotra ronono (vendeur à la sauvette d’yaourt), et tu trouves pas un successeur digne parmi les 16 millions de Malgaches. BIZARRE
Tsisy hasolo azy @ connerie vita angamba , je suis d’acc.
2) De toute façon, depuis Ravalomanana, tout le monde peut devenir président, Pety le dahalo va tenter son coup, Mayol le Gourou d’un secte aussi
3)Le drapeau Malgache est tombé à terre (on ne peut plus être plus bas qu'actuellement ), ne discutons pas celui qui va le relever,metisse chinois, gouvernement de transitiontransition, côtier, merina,peu importe, tout le monde est bienvenu,
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 07:42
2. xxx
(
02/06/2007 19:07)
Tezitra: Izaho tsy mba pour amin'ireo mpitondra ankehitriny ireo, saingy ny anao dia tsy mba fitiavana ny Malagasy intsony fa fankalana olona tsotra izao. Izaho eto izao mahita fa angamba ianao io pour ny fitondrana ihany, fa mody manao izao fomba izao hanamelohana ny mpanohitra. Tsy mba toy izao mantsy amiko, sy araka ny fianarana ataoko, ny atao hoe manohitra.
Raha tahiny moa ka tsy izany dia mba misy soso-kevitra ity, efa nolazaiko tary aloha tary fa averiko: mandehana maka saina kely aloha dia diniho tsara izay tokony holazaina sy izay tokony hatao, fa raha ohatra an'izao dia sady manalabaraka vatana ianao no manalabaraka ny Malagasy rehetra.
Izaho na tsy pour ny fitondrana aza, dia aleoko ihany miantoka an-dRavalomanana toy izay hifidy anao. Mila manatona psychatre ianao io mantsy raha ny tena fahitako azy.

3. Jeankely
(
03/06/2007 03:53)
Dia tena mampihomehy ny resaka eto=))=)) na izany aza dia rehefa samy mahataty dia mahazo mifampiteny mafy saingy ny mitsaingoka ampanidinana tsy mahatanty ity mifampidaroka amin'ny fitenenana ity. Izaho dia efa nahazo mafy imbetsaka ary mba mamely koa na izany aza dia izay ahasoa angamba no zahavina. Raha ny hoe hasolo ny Filoha dia aleo ho tapitra ny dimy taona ary tsy ela izany. Ny korontana dia tsy ahavitana zvtra fa miverina foana ny tantara. Izaho aloha dia tsy nahita ny laharan'i Madagasikara ho ambony amin'ny sehtra ara-toekarena ka sarotra ny manome tsiny be fahatany ny mpitondra ankehitriny. Mila miasa mafy daholo ny rehetra fa hita eo ihany izay tsy mamokatra ary miala ho azy raha izay tokoa. Aleo mba tsy hifaninana @ ratsy.
4. Zazala
(
03/06/2007 20:13)
:lol: Mba mampmé ihany nareo ty ka. Raha ny lohatenin'ity resaka ity hitako fa mazava tsara "Ravalomanana, qui va le remplacer ?(iza no hasolo azy)", raha ny tenin'i Tezitra koa hitako tsis mahadiso azy "Cette question est bête, idiote, en plus c une insulte à l'encontre des malgaches" . XXX hitakoa nihoa-pefy mihitsy "HS : Hors Sujet" =))
Hatr'@ zao Ravalomanana mbola mivarotra ronono, na i Ravalomanana aza tsy tezitra @ io, i xxx indray ohatry ny nitroatra.
Hatr'@ zao Ravalomanana mbola mivarotra ronono, na i Ravalomanana aza tsy tezitra @ io, i xxx indray ohatry ny nitroatra.
5. xxx
(
03/06/2007 23:58)
aza mampmeme vahoaka eo ry tezitra a!
ny naha mpivarotra ronono an'i Ravalomanana aloha dia tsy hitako ze olana raha lasa filoha izy.
aza fatra-mpanambany olona lesy ela a! tadidio fa rehef fa manambany olona ialahy de mbola ambany lavitra noho iny toerana asian'la azy iny no misy an'la ka alaivo sary an-tsaina hoe aiza ho aiza. ary ajanony koa ty fanevatevana ity fa gasy daholo ireto eto @forum ireto. rehefa lany atao de ndeha aloha maka saina kely. za tsy hiteny hoe avadio impito aloha ny lela vao mikôzy fa aleo ataoko hoe diovy amin'ny v od in'la aloha ny vavan'lah vao miresaka eto avy eo!

6. Jeankely
(
04/06/2007 02:55)
Raha ny resaka ronono koa dia efa avobe ny sehatra hivarotany ary manao zvtra hafa maro izay inoako fa tsy tafavoakan'ireo be resaka ny olona fa ny sasany manatsatso nefa ny hitondra fanjakana sy hangalatra volampanjakana no imasoany fatratra. HIlaina ny mifanaja fa anisany mahagisitra mihintsy io tsy mahay mifanaja io. Rehefa mahita vazaha misolelaka nefa ny samy Malagasy mifanebaka sy mifanatsatso. Ny zavtra rhtra misy fotoanany ary tsy mba haintsika mihintsy ny hoe aleo hitondra milamina ny eo ary ny manaraka manohy tsaratsara noho izay vitan'iny teo aloha iny. NY fianarana hianaran'ny sasany angamba dia ny hoe hozongozony dia samy tsy misy mivoatra ary samy tsy misy lasa aloha izany na izany aza ny tenako kosa lasa aloha. Izany ve dia mba mety amin'ny vahoaka. Ny vahoaka dia tolorana hery sy saina andresena ny sarotra satria tsy misy fandrosoana vita mora saingy hafa sy mampalahelo raha ny olona milaza nianatra sy mahita ny fiainana andafy miampy ny fandrosoana no hanakivy ary tsy mahay afatsy ny mitanisa ny fijaliana sy fahantrana.
7. xxx
(
04/06/2007 15:23)
tezitra:
1)Tu as un président mpivarotra ronono (vendeur à la sauvette d’yaourt), et tu trouves pas un successeur digne parmi les 16 millions de Malgaches. BIZARRE
Tsisy hasolo azy @ connerie vita angamba , je suis d’acc.
i Tezitra no andao hasolo azy. Misehoa vahoaka dia alefaso ny prgm. Aonganay raha tsy mahavoa. Sao mantsy ka olona maty ambavany fotsiny fa tsy misy atokona.
8. Jeankely
(
05/06/2007 01:50)
Izay tsy mila olona vendrana. Aleo hitranga ny katraka fa tsy adala izahay raha lazaina hijanona @ tsy tsara saingy izahay koa tsy hanaiky hiandry anisy sira ny vorona eny andanitra fa miaina amin'ny fiainanay andavanandro izahay tompoko. Fanontaniana no apetraka ary tsy mbola hita ny valiny noho izany tsy misaina izany izahay oooo. Andraso ho tapitra ny anjarany=))=))
9. bazylou
(
06/06/2007 12:10)
feno no azo asolo an'ilay8!! ary tsy ho hitanao hoe tsara io vaovao io raha tsy minia manandrana .
10. Jeankely
(
07/06/2007 03:28)
Tonga ialahy ry leity raha mahay a ahalalan'ialahy ny nahazo ireny voan'ny "Mawashi" teny Analakely ireny. Tongava fa miandry an'ialahy mihintsy ny bandy kely.
11. Jeankely
(
13/06/2007 07:42)
Alohan'ny tsy naha-lany azy intsony ny "President teo aloha Ratsiraka" dia nisy resaka hoe: tsy mbola misy ny mahasolo azy (releve/tsy manana accent izahay ry mahay Frantsay an). Amin'izao miasa ary mitady hevitra ny hiasana mafy hampandroso ka izay mahay mampadroso an'i Madagasikara tongava amin'ny Fifidianana fa izay no zahavina. =))