fanjakan'i baroa I & II

1. diamondra27 ( 03/06/2007 11:21)

Ahoana ny fahitanareo le film?(2006)
Tena gidradidra tokoa e!

Tena mba be ihany kay le kofboay bokona any @ tanàna an!

de tena vrai film ve reny; zany we tena milako ve ry zalah sa cinéma e!
Indraindray za mahita fa tena manefaka le sipa klé!

nareo avy any fianarantsoa zao no tena mankafy sy maharaka avy hatrany fa miteny avy any le acteurs ao an! Mahafinaritra e!

maninona raha mba hiditra acteurs le olona sasany ato fa tena mety misy mahay film mihintsy an!:-P

2. diamondra27 ( 03/06/2007 11:23)
de ahoana aloha reny voatsoboka antsy de mandeha rà ireny? Mba omeo sopapa we ze mahalala?
de nanana assurance vie zany ry zareo satria nalaina film de hovonoina ve? :oops::wink:
3. diamondra27 ( 03/06/2007 11:24)
De taiza dahlo aloha no nahitàna ireny akanjo sarebareba ireny sa tany jamaika?
De toa misy sary lakroa fotsy le ato aoriana?8O
4. hery ( 04/06/2007 07:43)
diam's a... andefaso copie :-)
5. nathie86 ( 04/06/2007 11:27)
za koa:)
6. diamondra27 ( 05/06/2007 09:44)
hery:

diam's a... andefaso copie :-)



omeo cd sy adresy ary frais d'envoi:-P

milay nge zany ry hery e!

gidragidra be , bokona be le bandy garde du corps nefa le baroa mince kely par rapport @zalahy

latsaka ambany wa le fiangan'ny mafia avy any aminareo reny e!
le bandibandy amin'nty tanàna manao andiany maro reny , de manao fanjakan'i baroa tsotra zao @ entan'olona

7. diamondra27 ( 05/06/2007 09:47)
nathie86:

za koa:)



dain de zay de manaraka koa !:-D:-D:-D

idem pour toi zany e!tsy olana

f'angah tsy misy mivarotra an'io tsony any dago ry nathie? za aza tany no nanafatra ange e!


de f'angah tsy le horera ndray no film tiandry e!
8. nathie86 ( 06/06/2007 13:36)
fa nga mo ki ra tia horera d hoe zay iany no jerena an, za ry nge kia mbola tsy naheno an'io eh serieu zany an:oops::lol:
9. anjaran3 ( 08/06/2007 03:52)
araka ny fahitako ireny aloa dia cinema fotsiny ireny.
hanontaniako ary ianao hoe :manaiky ve ianao raha hoe mandray anjara amin'ny filma ka hotofirina amin'ny- basy ka ho faty ,dia anaiky an'izany ve ianao ?
10. diamondra27 ( 08/06/2007 06:07)
anjaran3:

araka ny fahitako ireny aloa dia cinema fotsiny ireny.
hanontaniako ary ianao hoe :manaiky ve ianao raha hoe mandray anjara amin'ny filma ka hotofirina amin'ny- basy ka ho faty ,dia anaiky an'izany ve ianao ?



tena mbola tsy haiko aloha e!
mety handà ngambany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0835