Tany amin'ny DESERT
1. johnnyandri
(
02/06/2007 07:28)
Nahamay be ny andro, nandeha an-tongotra izy roalahy.
Nahita varavarana fiara ry zalahy ka noentiny mba hialokalofana.
Nijanona naka aina izy.
Mahamay be lesy izy izany a.
Nampidinin'ilay iray ilay fitaratra eo amin'ny varavarana sady niteny izy: Azoazo ve???:lol:

novalian'i chouket ny 22/06/2007 14:02
8. booboo
(
02/06/2007 17:24)
Pissoa > voaho zay varavarankely akaiky ao dia azoazo @ zay hihihi. Raha mbola tsia dia voaho midanadana mihitsy ny varavarana hihihihihi. :°)
9. Bita
(
03/06/2007 08:24)
Ka avy ny rivotra (orana) be dia feno fasika(erika be) be noentin'ilay rivotra (orana), dia nitrerona ilay iray maninona no tsy hidian'ialahy haingana ny varavarana fa tafiditra daholo aty ny fasika (rano):-D:-D:-D:-D:-D.
13. pissoa
(
04/06/2007 19:11)
booboo:
Pissoa > voaho zay varavarankely akaiky ao dia azoazo @ zay hihihi. Raha mbola tsia dia voaho midanadana mihitsy ny varavarana hihihihihi. :°)
:oops::oops::oops:
zay fa azoko ... =))=))=))=))=))
diso famaky za teo fa neveriko hoe nahita fiara ... kay hoe varavarana fiara :oops::-D
14. chouket
(
22/06/2007 14:02)
booboo:
Pissoa > voaho zay varavarankely akaiky ao dia azoazo @ zay hihihi. Raha mbola tsia dia voaho midanadana mihitsy ny varavarana hihihihihi. :°)
=))=))=))=))=))