ny adala ihany no tsy mety miova hevitra!

1. wooda ( 30/05/2007 23:49)
tena manao azafady anareo re ry akama isany ah!
tena hitako fa tsy mety hilaozana ianareo, na za aza de tena mahatsapa fa tena tsy mety hadino mintsiny nareo, na de misy zvtra tsy tiako aza ity pseudo-ko ity de hitako fa rehefa akama izany de tsy mety avela izany na dia misy zvtra manahirana antena aza!

tena marina le lazain'i akama iray izay we iza no ahay anao na de pseudo inona aza no ampiasainao ato? satria ianao izay manoratra ato @ serasera aza de mety tsy ho marina avokoa izay lazainao fa ilay fomba fampiharanao ilay NETIQUETTE na ilay fomba firesahinao no hitondra ilay fahatokisan'ny namana iray hatoky anao!

de mamerina azafady anareo rehetra fa mbola hito indray ary ny fiarahana!

tena nandinika be za vo nanao ity hevitra ity fa merci @le namana iray izay nanome herim-po ahy!

kiss

zafady alou fa tsy andefa sary mintsiny za @le mombamomba za
novalian'i Fiffi ny 01/06/2007 20:53
2. sitlo ( 31/05/2007 01:13)
:-D tsy taitra ela f'efa kopy ny aty. Efa mahazatra lesy izany ah. :-D himeme koa zao ialahy rehefa misy mikozy am manaraka :-D
3. cutie ( 31/05/2007 02:11)
wooda
tsy mazava sa za no efa te hatory lol
4. pissoa ( 31/05/2007 02:26)
hi hi hi
za koa tsy mahazo fa ngamba mbola te hatory :-D:-D:-D
5. Fiffi ( 31/05/2007 05:13)
hummm.....zah aloha de tena mahazo an ! fa de
de faly am-zao niverenanao eto zao ! :):-*:*:-*
6. xxx ( 31/05/2007 05:40)
izaho koa mahazo kely ihany...
izany hoe hitako ilay dinika fanaovambeloma an'i serasera nataon'i wooda dia izao hoe tsy mahafohy ny namana eto:-D:-D:-D:-D:-D
aza manao veloma izany mihintsy eto fa mbola hiverina foana :-D:-D:-D:-D:-D

i sitlo koa izao efa lasa dina niverina:wink:
7. Fiffi ( 31/05/2007 05:48)
wooda:
de mamerina azafady anareo rehetra fa mbola hito indray ary ny fiarahana!
tsy misy fady akia wooda fa enao niverina eto no mahafaly an ! =D=D=D=D


8. ftma ( 31/05/2007 06:56)
wooda: za aloha efa haiko hoe hiverina ela dia tsy namaly tary aho e, tonga soa :-*
9. tslem ( 31/05/2007 07:16)
serasera manja be ty ve d ilaozana ho aiza e? tsy maintsy tratran'ny fanainga lavitra foana sa aôna? tonga soa ndray àry aloha wooda d mazotoa mikarajia sy mi forum hatrany e =D=D=D
10. nanoukely ( 31/05/2007 07:17)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*=D=D=D tonga soa njay eh
wooda:

tena manao azafady anareo re ry akama isany ah!
tena hitako fa tsy mety hilaozana ianareo, na za aza de tena mahatsapa fa tena tsy mety hadino mintsiny nareo, na de misy zvtra tsy tiako aza ity pseudo-ko ity de hitako fa rehefa akama izany de tsy mety avela izany na dia misy zvtra manahirana antena aza!

tena marina le lazain'i akama iray izay we iza no ahay anao na de pseudo inona aza no ampiasainao ato? satria ianao izay manoratra ato @ serasera aza de mety tsy ho marina avokoa izay lazainao fa ilay fomba fampiharanao ilay NETIQUETTE na ilay fomba firesahinao no hitondra ilay fahatokisan'ny namana iray hatoky anao!

de mamerina azafady anareo rehetra fa mbola hito indray ary ny fiarahana!

tena nandinika be za vo nanao ity hevitra ity fa merci @le namana iray izay nanome herim-po ahy!

kiss

zafady alou fa tsy andefa sary mintsiny za @le mombamomba za



11. karinah ( 31/05/2007 07:23)
kisss be wooda fa tongasoa idray!:lol::wink:(l):-*(l):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
12. Imahaka ( 31/05/2007 08:04)
dia aza mivoaka miditra intsony ry 'zandry e8)

io karinah kay :wink:(l)
13. karinah ( 31/05/2007 08:19)
Imahaka: lol! toi ny tsy hita firy intsony, snif! snif ;-)(l):-*
14. Fiffi ( 31/05/2007 09:46)
nanoukely: tsy namelantsika fa tsy maintsy miverina akia an ! :-D:-D:-D:-D

wooda: hitan'toi am-zany ? tsy maintsy miverina hoa ! :):*
15. diamondra27 ( 31/05/2007 10:38)
wooda: :-D:-D:-D

sao de nisy nanao ady ankolaka indray ary tany???

Za de mampahery hatrany e!
Mijoroa @ hevitrao foana de raha olona iray no tsy tia mitotoa koba hatavy( hihihi fomba fiteny ihany io fa ny réalité de ratsy be le matavy tsy mety @ fahasalamana)

de bon retour leisy ra wooda a!
de tairo @ zay ny dinika milay fa tsy maintsy misy ny tsy fitovizan-kevitra fa ny respect ihany no zava-debe

:-*:-*

16. diamondra27 ( 31/05/2007 10:42)
cutie:

wooda
tsy mazava sa za no efa te hatory lol



hihihi bonne nuit aloha de refa rapitso ndray mandinika le tiany lazaina e!
za koa refa te-hatory de tsy misy azoko intsony le resaka:oops::oops:
17. diamondra27 ( 31/05/2007 10:45)
sitlo:

:-D tsy taitra ela f'efa kopy ny aty. Efa mahazatra lesy izany ah. :-D himeme koa zao ialahy rehefa misy mikozy am manaraka :-D


hay ve elah koa efa nametra-beloma teto e! toa tsy hitako izany?

ny ahy indray suspension no natoko fa tsy démission, lol :lol::lol:

mirary soa hatrany e!:wink:
18. tywa68 ( 31/05/2007 10:52)
wooda wooda wooda =D=D=D mahafinaritra eto e ? :lol:
19. mopo ( 31/05/2007 12:15)
mlay zany e!tsis kiana
20. Fiffi ( 31/05/2007 12:27)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2675