ny adala ihany no tsy mety miova hevitra!

21. ftma ( 31/05/2007 15:58)
lasa tsy hita indray wooda :( za efa nitady tato sy tary
22. sitlo ( 31/05/2007 16:31)
diams> taiza a
23. Fiffi ( 31/05/2007 16:45)
wooda aaaaaaaaaaaaaaaa :roll:
24. pissoa ( 31/05/2007 17:08)
xxx:

izaho koa mahazo kely ihany...
izany hoe hitako ilay dinika fanaovambeloma an'i serasera nataon'i wooda dia izao hoe tsy mahafohy ny namana eto:-D:-D:-D:-D:-D
aza manao veloma izany mihintsy eto fa mbola hiverina foana :-D:-D:-D:-D:-D

i sitlo koa izao efa lasa dina niverina:wink:


ah - OK ! misaotra fa azoko amizay :-*:-D
25. sympa ( 31/05/2007 21:45)
wooda = adala :-P:-P:-P:-P:-P
26. diamondra27 ( 31/05/2007 22:22)
sympa:

wooda = adala :-P:-P:-P:-P:-P



_______________________________

tena ianao marina ve le ao @ sary ao @ sary rehetra ao?

Hay ve manana humour ironique be tahaka izao ianao e!:(
27. sympa ( 31/05/2007 23:24)
diamondra27 :arrow: fa ahoana :?: :-/:^):^)
28. Fiffi ( 01/06/2007 05:57)
sympa:

wooda = adala :-P:-P:-P:-P:-P
:roll:
sympa: te ahazo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0014.gif[/IMG] nga toi ? :-D:-D:-D laingako zany fa :-*:-*:-*
wooda indray :* :-D:-D:-D
!kiss sympa :-*:-*:-*:-*:-*:-*


29. wooda ( 01/06/2007 16:52)
salut daolo nareo! tandremo fa andro tsy fifohana sigara androany!

de mirary soa dieny mialoha @nareo Neny rehetra (l)

:-*
30. Fiffi ( 01/06/2007 20:53)
=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1307