manahona nareo
1. andreasr
(
31/05/2007 04:50)
manaona daholo nareo mba andefaso hirany NORTH AND CENTER (mangatsiaka ny tontoloko) azafady dia misaotra betskadia ny mialoha eeeee
2. sitlo
(
09/06/2007 19:24)
hira vaovao ve izany fa toa mbola tsy henoko mihitsy?Ra izaho ianao dia any amin'i r1lita no manontany.:wink:
3. sympa
(
10/06/2007 18:15)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/voyante-2943.gif[/IMG] Tsy mahita ao ka :!: :roll:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0506