vive xxx ???

1. diamondra27 ( 30/05/2007 09:50)
afaka mba hanao sondage ve isika mpi-forum na mpamaky fotsiny fa tsy mi-forum hoe:
iza no mankasitraka ny fanaovana xxx?

izay mankasitraka dia manome numero positif,ary izay tsy mankasitraka dia réponse négatif

tsy voatery mitonona ps fa afaka manome chiffre fotsiny

izany hoe: OHATRA za zao tsy mankasitraka dia ataoko -1 ny ahy
raha misy olona tsy mankasitraka faharoa dia tokony hanao :-2 izy de mitohy hatrany hatrany

raha mankasitraka ny fanaovana xxx dia:1
ny olona faharoa======================>2 etc...

Ilay fanaovana xxx eto zany tokony ampiasaina rehefa
misy dinika momban'ny zavatra personnel, mila torohevitra nefa tsy te-hiseho fa tsy entina hanaratsiana olona

Tsy kilalao ity fa mety hahasoa ny rehetra, asa anefa...
2. diamondra27 ( 30/05/2007 09:51)
mankasitraka

N°1
3. tess ( 30/05/2007 09:55)
-2 izaho tsy mankasitra fa tokony mi assume izay zavatra soratany ......
4. xxx ( 30/05/2007 09:57)
5. rebecca ( 30/05/2007 10:25)
tsy mamaky tsara ilay mpamaly sasany an:

tess> -1
xxx> + 2

Izaho:
+ 3

6. mamzelkely ( 30/05/2007 10:30)
7. diamondra27 ( 30/05/2007 10:41)
tsy mankasitraka izany izao ========> -1
mankasitraka izany =================> 4

misaotra ny namana efa namaly sahady
de mba afaka manome proposition ihany koa aloha fa tsy voatery hamaly hoe: eny sa tsia fotsiny e!:wink:

^:^^:^
8. tess ( 30/05/2007 10:47)
euh bah! man akasitraka dool ihany ny xxx dool ny nalmana izany afa tsy izaho.....dia aleo tsy ankiteninteny tsony zany:wink:
9. kally ( 30/05/2007 11:29)
-2 Efa solon'anarana ve dia mbola miafina koa?
10. sitlo ( 30/05/2007 11:43)
11. Stretch ( 30/05/2007 11:45)
[size=24]0[/size]
12. xxx ( 30/05/2007 12:05)
100%
100
13. hery ( 30/05/2007 12:11)
+ 5

Aleo hazavaina fa tsy azon'ny sasany :-)
+ midika hoe mankasitraka
5 midika hoe izaho no olona fahadimy mankasitraka
14. sitlo ( 30/05/2007 12:17)
Aleo koa asiana pub kely ny tsy mankasitraka. Jereo fotsiny ireny fanenjikenjehana toa kakana ao an-kibo ireny eh. Isika samy isika ihany no mifanjevo ato amin'ny xxx.
15. Stretch ( 30/05/2007 12:27)
ny ana ranga reto vato fotsy a !
sady tsy miiba no tsy miabo ,
na misy x na tsisy x amiko c' egale

fa ho fanampiana an'i Hery de aleo asina ihany ,
nefa ny fahitako azy misy manao [size=40]ABUS[/size]
koa ny sasany , ka manjary mahasorena be ,
indrindra fa ny fanaratsiana olona , sy ny fitenenana tsy mendrika .

za klou tsy de mahay le manao xxx 8-)
16. xxx ( 30/05/2007 13:40)
+ amilé XXL e
17. kelly13 ( 30/05/2007 13:53)
za sady + no - mety v?
18. xxx ( 30/05/2007 14:26)
19. diamondra27 ( 30/05/2007 14:46)
Stretch:

ny ana ranga reto vato fotsy a !
sady tsy miiba no tsy miabo ,
na misy x na tsisy x amiko c' egale

fa ho fanampiana an'i Hery de aleo asina ihany ,
nefa ny fahitako azy misy manao [size=40]ABUS[/size]
koa ny sasany , ka manjary mahasorena be ,
indrindra fa ny fanaratsiana olona , sy ny fitenenana tsy mendrika .

za klou tsy de mahay le manao xxx 8-)

______________________________

de ahoana ny proposition-nao izany ?

Ny ahy zao raha misy manao abus de tokony halana fotsiny ny dinika ataony na aseho ny ps-ny
dia avelao hiharihary ny asa-ratsiny

sa ahoana?

20. xxx ( 30/05/2007 14:48)
fa inona no hatahoran'i diamondra27 e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3381