vive xxx ???

61. diamondra27 ( 01/06/2007 22:13)
zay le we rehefa hanao xxx dia afaka mamorona ze atsanga tsy aman'orana rehetra izao.


donc xxx ekena fa ny fanaratsiana @ fanaovana xxx tsy ankasitrahako
62. soanja ( 02/06/2007 02:44)
Amiko ny fanaovana xxx dia anisan'ireny aretina toy ny lainga sy ny faingatanana, tia raha, mpitsikilo, mpifosa ireny sy ny ota hafa ireny ihany.
Zany hoe rehefa hanao azy ilay hanao azy ka tsy miresaka mombamomba ny tenany manokana dia mino aho fa manenjika azy ny eritreriny izay saingy atao ihany e. Ny eto an-tany mantsy na hanota tahaky ny inona aza dia efa tsy misy vokany firy intsony dia manararaotra daholo ny mpanao ratsy.
Aleo tezitra zay tezitra fa ny xxx dia tsy mamely e! Atao hanapepoana ny hafa fotsiny sady hanana control ny hafa. Famelezana ambadika. na koa matahotra sao dia heverin'ny hafa hoe "vendrana" raha manontany zavatra tsy hay. Tsy misy maharatsy ny tsy fanekena ny hevitry ny hafa e. Izay no mahaanao anao. Manana ny mahaizy anao ianao ary tsy itovizanao amin'ny hafa sady tokony ho herinao izany fa tsy fahalemena akory.Io le DNA nanamboaran'Andriamanitra antsika. Tsy natao hitovy saingy afaka mifandray.
Ny mampalahelo ahy dia ilay endrika ao ambadiky xxx tsy mba afaka mampiseho ny mahaizy azy. Sa ve "matahotra" ny ho lany zara?? na tsy ahita vady eto :-D:-D:-D:-D Izay koa manko aretina iray.
Good Luck baby!
63. miangalyandria ( 02/06/2007 02:54)
+ satria mankasitraka ny fampiasana xxx aho fa tsy haiko intsony hoe firy izao ny marika tokony ho soratako.

Raha ny antony ampiasako azy indray satria misy zavatra hoy aho na tiako zaraina aza dia tsy tiako ho hita hoe izaho iny satria tena personnel be ilay izy. Ny hoe manaratsy olona dia manao xxx, ny ahy raha misy zavatra tiako tenenina ny olona iray dia tonga dia izy mihitsy no anoratako fa tsy mila miafina eto aho miteny izay tiako ambara.
64. patrick2002 ( 02/06/2007 03:06)
diamondra27:

zay le we rehefa hanao xxx dia afaka mamorona ze atsanga tsy aman'orana rehetra izao.


donc xxx ekena fa ny fanaratsiana @ fanaovana xxx tsy ankasitrahako


sahala @ le manoratra lohahevitra hoe : SALMO TIKO IANAO VE :-D:-D:-D
65. patrick2002 ( 02/06/2007 03:11)
amiko aloha tsy hitako mihintsy izay hanaovana xxx eh! tokony hijoro @ hevitrao ianao ,dia tohano ny hevitrao ,mampalahelo fa natao hanopana,sy hanenjehana olona ilay XXX ,ary tena mampalahelo sy mampahonena ,ANDRIAMANITRA OH MAMELA NY HELONY FA TSY FANTANY IZAY NATAONY ^:^^:^
66. tess ( 02/06/2007 06:42)
marina aloha fa mba misy fotoana afa ampiasàna ny xxx e! ohatra miresaka zvtr momba ny fiainanao dia tsy tiana ho fatatr'olona hoe i anona ilay izy, izay koa izaho dakaoro ihany fa ny ankabeazany hitako mampiasa xxx ato dia tsy fahamatorana fotsiny izao no betsaka
dia toa io tazana xxx ambony mamely , manaratsy , manenjika , manampempo am tsy antony toy io xxx eo ambony io izao.....:roll: izay no tena mampalahelo..
raha vao resaka faharatsiana dia mibahana izany na'aiza n'aiza fa raha tena ny famaliana hevitra tsara tokony ho izy eto toa hitako tsy misy loatra..
misy ny mamaly matotra fa vitsy....:°)
67. diamondra27 ( 02/06/2007 11:11)
soanja:

Amiko ny fanaovana xxx dia anisan'ireny aretina toy ny lainga sy ny faingatanana, tia raha, mpitsikilo, mpifosa ireny sy ny ota hafa ireny ihany.
Zany hoe rehefa hanao azy ilay hanao azy ka tsy miresaka mombamomba ny tenany manokana dia mino aho fa manenjika azy ny eritreriny izay saingy atao ihany e. Ny eto an-tany mantsy na hanota tahaky ny inona aza dia efa tsy misy vokany firy intsony dia manararaotra daholo ny mpanao ratsy.
Aleo tezitra zay tezitra fa ny xxx dia tsy mamely e! Atao hanapepoana ny hafa fotsiny sady hanana control ny hafa. Famelezana ambadika. na koa matahotra sao dia heverin'ny hafa hoe "vendrana" raha manontany zavatra tsy hay. Tsy misy maharatsy ny tsy fanekena ny hevitry ny hafa e. Izay no mahaanao anao. Manana ny mahaizy anao ianao ary tsy itovizanao amin'ny hafa sady tokony ho herinao izany fa tsy fahalemena akory.Io le DNA nanamboaran'Andriamanitra antsika. Tsy natao hitovy saingy afaka mifandray.
Ny mampalahelo ahy dia ilay endrika ao ambadiky xxx tsy mba afaka mampiseho ny mahaizy azy. Sa ve "matahotra" ny ho lany zara?? na tsy ahita vady eto :-D:-D:-D:-D Izay koa manko aretina iray.
Good Luck baby!



___________________________________________

mety ho izay tokoa angamba matoa izy miafina @ xxx e!
68. diamondra27 ( 02/06/2007 11:15)
miangalyandria:

+ satria mankasitraka ny fampiasana xxx aho fa tsy haiko intsony hoe firy izao ny marika tokony ho soratako.

Raha ny antony ampiasako azy indray satria misy zavatra hoy aho na tiako zaraina aza dia tsy tiako ho hita hoe izaho iny satria tena personnel be ilay izy. Ny hoe manaratsy olona dia manao xxx, ny ahy raha misy zavatra tiako tenenina ny olona iray dia tonga dia izy mihitsy no anoratako fa tsy mila miafina eto aho miteny izay tiako ambara.

_________________________________________,
ity kosa aloha dia itovizana e!
za koa raha misy teny tiako lazaina de en face fa tsy any ambadika any

ohatra izao ny cas ny bozylove, hita fa leo be aminy ny olona eto satria miverimberina foana ny zavatra lazainy ,de efa nilaza azy teto @ dinika aho ary fantany sy hitanareo rehetra tsara izany
Na dia efa nisy olona niresaka tamiko tany ambadika aza dia nolazaiko teto izay tiako lazaina momba ny aminy.
Ny fanampin'izay dia famoronana sy fampiadiana raha misy resaka mandeha


69. diamondra27 ( 02/06/2007 11:21)
patrick2002:

diamondra27:

zay le we rehefa hanao xxx dia afaka mamorona ze atsanga tsy aman'orana rehetra izao.


donc xxx ekena fa ny fanaratsiana @ fanaovana xxx tsy ankasitrahako


sahala @ le manoratra lohahevitra hoe : SALMO TIKO IANAO VE :-D:-D:-D


____________________________________

andray kosany e!
misaotra anao nilaza mivantana sy tsy nihafina nanome an'io proposition io fa toran'ny hehy be izao ilay olona nanoratra an'io lohahevitra hoe: "salmo tiako ianao" io raha mahita ity dinika ity
tsy izaho mihintsy no manoratra izany sady fantanao ny momba ahy dia mbola mino izay lazain'olona any foana ve ise?

ny ataoko eto dia manatsara an'i salmo fa tsy hoe: tia an'i salmo aho.
Zavatra hitako manko dia mody vendrana i salmo nefa rehefa te-ho serieux izy de mahavita zavatra tsara mihintsy. Zay ihany.
Hita teto io fa tsy nisy nafenina t@ fanaovana xxx
:-*:-*

70. diamondra27 ( 02/06/2007 11:22)
pat2002: mbola tsy vonona @izany ny aty ho'aho:wink:
71. pissoa ( 02/06/2007 17:08)
Oujyyy ! ngah izy niteny hoe i Diams le nanao an'io no dia be fanazavana be ery diams :oops::-D:-D:-D
72. diamondra27 ( 02/06/2007 18:09)
pissoa:

Oujyyy ! ngah izy niteny hoe i Diams le nanao an'io no dia be fanazavana be ery diams :oops::-D:-D:-D

_____________________________

de tsy haiko aloha fa izay no nandraisako azy e!
heveriko fa we za le nolazaina fa nanoratra le lohahevitra

sa za no tena bado?:oops::oops:
avereno vakiana hoe

73. xxx ( 03/06/2007 15:17)
diamondra27:

andray kosany e!
misaotra anao nilaza mivantana sy tsy nihafina nanome an'io proposition io fa toran'ny hehy be izao ilay olona nanoratra an'io lohahevitra hoe: "salmo tiako ianao" io raha mahita ity dinika ity
tsy izaho mihintsy no manoratra izany sady fantanao ny momba ahy dia mbola mino izay lazain'olona any foana ve ise?
qui s'excuse s'accuse!tsy vendrana ny olona radiamondra27 a!ianao mihitsy no namaly hoe ianao iny!avy eo mody novalian'i fasaly e!tsy paiso akory ny olona e!


74. xxx ( 03/06/2007 15:20)
patrick2002:

sahala @ le manoratra lohahevitra hoe : SALMO TIKO IANAO VE :-D:-D:-D
tratra indray rakala!io aloha fantatry ny rehetra e!


75. diamondra27 ( 03/06/2007 16:07)
xxx: aza mampiady olona moa e!
Tsy vao izao ianao no mianatra ny mampiady ahy eto fa za tsy ho azonao @izany. Ny maivan-doha no mety ampiadiana fa tsy diamondra

raha mahay dia avoahy ny porofo fa za le nanoratra ny lohahevitra de vita fa tsy eo no mbola mi-insiste eo

tsy mahazo any @ bozylove any ngah nareo de aty amiko indray no manao toetra tsy zaka

imehezako fotsiny ange e:=))=))

sao dia ianao io mihintsy no mpampiady olona sy mpihatsara-velatsihy sy mpisikotra olona eto dia avy eo mamadi-dresaka any @ rehetra any...

raha tianao dia avoakako eto daholo ny toetran'ny olon-dratsy fa mivoaha tao @ xxx io aloha

aza malemy mantsina tahaka ny tain'akoho tahaka io;
bebe vava nefa miafina ao @ xxx

xxx: ny fanaratsiana ataonao any ambadika any efa tsy ferana


Raha tsy mahatanty tenenina ianao dia asakasakao izany.C'est la vérité qui blesse


teneno daholo izay tianao tenenina fa tsy hifamaly aminao eto aho
o^oo^o

76. Fiffi ( 04/06/2007 05:32)
diamondra27:
Ny fanampin'izay dia famoronana sy fampiadiana raha misy resaka mandeha
:roll::roll:


77. soanja ( 04/06/2007 13:31)
Nivadika vinaingitra tato indray re ity resaka mba saika nampisy fanantenana ahy momba ny resaka xxx ity. Ianareo koa re a!
78. diamondra27 ( 04/06/2007 14:06)
soanja: tsy hita mitsy wa fe le xxx tsy laitra e!
sssss zatsy hamaly tsony ny resak'io xxx io fa aleo hitatatata eo,
mahazo alalana aty amiko izy mahazo manaratsy raha izay no mahafly ny fony sy ahitàny fahasambarana

Mivavaka ho azy kosa aho na dia izany sy mivavaka mba tsy ho latsaka @ fakampanahy(@ fahatezerana)

kiss njy aloha e :-*:-*:-*:-*
79. xxx ( 04/06/2007 19:12)
ka ho vizana ambony ihany raha hiady @ xxx ianareo anie e! Azony hatao io!
Olona zato no manao xxx dia ianareo no tsy mahatanty!
Mba manaova spaoro rey olona an!
80. Fiffi ( 04/06/2007 19:19)
f'ita hoa eh ! de zay mangina hono volamena.....sady hoe "tsy resy tsiakory ny olo-mangina.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2002