vive xxx ???

21. diamondra27 ( 30/05/2007 14:49)
kelly13:

za sady + no - mety v?



mety foana rehefa mamaly e!
mba hahazoana manao sondage daholo izany

isika ihany manko ange no miaina azy eto e!
22. rush ( 30/05/2007 15:29)
23. hery ( 30/05/2007 16:09)
Tsy mety intsony ilay izy satria i rush manao +++ bedabe :-)
24. maditra ( 30/05/2007 16:20)
ataovy +++ izany rehefa tsy mety ilay xxx e! hahah
25. tess ( 30/05/2007 16:40)
ahoana ihany ny fefaran'izy tato e!:roll:
26. Fiffi ( 30/05/2007 16:47)
heu.....amiko aloha de ilaina ny fidirana xxx an ! misy fitsipika momba an'io.....

jereonareo fotsiny aza ny olana mahazo ny namana ao am fitiavana ohatra sns.....mais...avec modération :-D:-D:-D:-D
27. soanja ( 30/05/2007 16:52)
-4 aho izany.
28. tess ( 30/05/2007 16:56)
soanja: oh lala -4 sahady ve:-D sao nandingana fa toa izaho sy i kally ihany no miiba ato izao:roll::-D
29. pissoa ( 30/05/2007 19:56)
tsy haiko zany za na + firy na + firy :oops::oops::oops: fa ataoko +7 noho le tenin'i Hery etsy ambony

Hery:
Tsy mety intsony ilay izy satria i rush manao +++ bedabe

30. diamondra27 ( 30/05/2007 19:57)
xxx:

fa inona no hatahoran'i diamondra27 e?



8O8O

matahotra ahoana? @ inona

tsy misy atahorako mihitsy eto na inona na inona
mahina ihany ny ratsy

aleo ho hitan'ny havany eny ze manao ratsy

31. tess ( 30/05/2007 19:59)
=D=D=D=D
32. andry08 ( 30/05/2007 20:07)
-2 fa izaho tia manao an'io ary tsy mihevitra ny manao ratsy aho fa te hiteny ny tiako tenenina, rehefa nona dia non fa tsy hanaraka ny tsy tiako. (tsy mouton de panurge):lol:
33. sitlo ( 30/05/2007 20:10)
tess> fa maninona kosa zay no dinganin'i tess sy roa? Sady ny xxx nge tokony tsy kotiana ao anaty + sy - fa raha manao xxx bdb aho dia mazava hoazy fa haharesy ny -
xxxX :}
34. xxx ( 30/05/2007 20:48)
vive xxx e!
35. tess ( 30/05/2007 21:07)
sitlo: tsy mazava mintsiny e!:wink:
36. sitlo ( 31/05/2007 01:35)
hihihi, efa we soloy amin'izay wa iny pile iny fa efa solaire izao ny lampe depaosy.
37. tess ( 31/05/2007 04:59)
eny tompoko mazava....aiza ary ilay lampy teo8)
38. sitlo ( 31/05/2007 10:52)
Kay hitako no tsy azon'i tess, kay tena style telegrama be. Aleo aisorina ny vazivazy (tess sy teroa :-D) sy ny dedikasy (xxxX :} :-D)

za efa nanao -3 fa nodinganin'i tess (sy teroa),

dia ilay xxx +3 tokony tsy izy fa satria xxx.

Fa na izany na tsy izany efa naharesy moa izany ny séropositif ka dia atao ahoana. :°)
39. bidagda ( 31/05/2007 10:54)
1+1 =1 poopy sy Ricky
40. xxx ( 31/05/2007 10:58)
vive le x! ilaiko ny x satria ra hanao x aho voatery tsy maintsy ixeko kosa ny solonan'anarakoo^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2882