vive xxx ???

41. diamondra27 ( 31/05/2007 10:59)
sitlo:

Kay hitako no tsy azon'i tess, kay tena style telegrama be. Aleo aisorina ny vazivazy (tess sy teroa :-D) sy ny dedikasy (xxxX :} :-D)

za efa nanao -3 fa nodinganin'i tess (sy teroa),

dia ilay xxx +3 tokony tsy izy fa satria xxx.

Fa na izany na tsy izany efa naharesy moa izany ny séropositif ka dia atao ahoana. :°)

___________________________

+++
=))=))=))


42. tess ( 31/05/2007 11:33)
sitlo:

Kay hitako no tsy azon'i tess, kay tena style telegrama be. Aleo aisorina ny vazivazy (tess sy teroa :-D) sy ny dedikasy (xxxX :} :-D)

za efa nanao -3 fa nodinganin'i tess (sy teroa),

dia ilay xxx +3 tokony tsy izy fa satria xxx.

Fa na izany na tsy izany efa naharesy moa izany ny séropositif ka dia atao ahoana. :°)

:-D:-D:-D:-D:-D
tess (sy teroa),

43. pimaso ( 31/05/2007 12:25)
+77
;-)
44. Samoana ( 31/05/2007 13:59)
:roll:mbola misokatra ve ny birao fa tara fifidianana za kle !
45. xxx ( 31/05/2007 22:14)
sao dia film x no hiafarany eo klé!
46. diamondra27 ( 31/05/2007 22:23)
tsy gasy tia x ny eto fa xxx sy +++ an!
47. BOZYLOVE3 ( 01/06/2007 05:43)
Hery Webmaster:
[size=13px]5 midika hoe izaho no olona fahadimy mankasitraka[/size]


[size=13px]ie mankasitraka tsara XXX oua enao ary mbola averiko eto ny soratra izay nofafanao

mankasitra enao fa io fomba XXX io no mora hiafenana hanaporisihina ny olona eto hanao tambabe hanratsy olona sy hamelana ny olona hanala baraka sy ompa.
Sur aho fa enao anisan'ireo mampiasa XXX, enao ihany no mahalala ny tena psedon'ireo manao xxxx; mampiseho tsara izany fa enao no mpiray tsikombakomba anireo XXX manompa sy manala baraka [/size]

[size=13px]Ary maninona ra MR HERY efa ny soratrao mmapiseho zavamisy ataonareo tompon'andraikitra voafafa lava , fa ireo soratra feno ompa sy fanalana baraka tafajanona lava ato tsy voafafa?????? 8O 8O 8O:roll: :roll: :roll:[/size]

[size=13px]Bozy mamerina foana an'ireo tsikera izay voafafa lava eto fa tsy kivy mampiseho ny zava misy ato 8O 8O 8O8O 8)

ny email izay nalefako tany @ nao izay tsy misy valiny hatraminizao, tant tsy mamaly ahy enao dia eto @ forum aho manoratra fanerasera @ nareo tompon'andraikitra izay tsy miraraha ny mpisera[/size]

Inona no antony hamafanao ny tsikerako momba anao ???? raha mahatsapa tena fa tsy voakasika @ ny tsierako tsy hitako ny hamafana azay
48. BOZYLOVE3 ( 01/06/2007 05:49)
[size=13px]fanitsiana[/size]

bozylove3 etsy ambony :
[size=13px]Ary maninona ra MR HERY efa ny soratrao mmapiseho zavamisy ataonareo tompon'andraikitra voafafa lava , fa ireo soratra feno ompa sy fanalana baraka tafajanona lava ato tsy voafafa?????? [/size]


[size=13px] soratrao diso SORATRO no tokony vakiana 8)[/size]
49. pissoa ( 01/06/2007 05:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
50. Fiffi ( 01/06/2007 06:00)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boule-de-feu-2.gif[/IMG]
51. tisera ( 01/06/2007 08:15)
:-D:-D:-D tara be aho : izaho aloha -5(?)(tsy fantatro intsony hoe -firy na firy) satria ny antsika ato efa solon'anarana sady amin'ny maha-mpinamana eto @ serasera ange dia ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny olona é! koa raha tsy mitovy hevitra na tsy mitovy fijery @ tena tokony tsy hifanaratsy na hifanenjika hifandoto anarana , sady vao haingana ihany ange io lasa be miditra xxx io é! (izaho aloha mbola tsy nanao : sa tsy mahay koa angamba :?)taloha ny dinika rehetra teto samy milaza ny solon'anarany daholo knou...
52. diamondra27 ( 01/06/2007 08:53)
tisera: ka matoa miditra xxx izy de te-hiafina satria tsy te-ho fantatr'olona we iza no manao le size

nefa misy ny mpanararaotra de mampiasa xxx entina anaratsiana olona

manome tsiny an'i bozylove daholo daholo ny ankamaroan'ny olona satria efa ho lava ny azy nefa misy fahamarinany kely ihany izany @ le resaka ompa tokony halàna

za raha niditra xxx teto tsy mbola nanaratsy olona mihintsy na manao teny mahery @ hafa fa dia raha manan-ko lazaina aho dia avoakako ampahibemaso ho hitan'ny be sy ny maro ny zavatra tiako lazaina dia @izay tsy afaka mamorina any ambadika any ny olona ratsy toetra TIA ADY sy MPANDAINGA ary MPAMORINA

53. lapino ( 01/06/2007 09:48)
Za mankasitraka xxx

+9
54. ari.malala ( 01/06/2007 13:21)
za mpanao xxx ka mankasitraka, tsy arako intsony ilay isany
55. pissoa ( 01/06/2007 16:55)
fa maninn za ry Fiffi ?! :cry::cry::cry::cry::cry:
56. tisera ( 01/06/2007 19:43)
:)pissoa angamba tsy i pissoa no hanaovan'i ffi an'io fa voasongon'i pissoa izy raha ny fahitako azy mety hoe niara-niditra tato anatin'ilay dinika ianareo ,fa tokony ho aorian'i valintenin'ny bozylove angamba ilay an'ififfi io sa diso ve aho:?::!::idea:
57. xxx ( 01/06/2007 21:06)
diamondra27:

tisera: ka matoa miditra xxx izy de te-hiafina satria tsy te-ho fantatr'olona we iza no manao le size

nefa misy ny mpanararaotra de mampiasa xxx entina anaratsiana olona

manome tsiny an'i bozylove daholo daholo ny ankamaroan'ny olona satria efa ho lava ny azy nefa misy fahamarinany kely ihany izany @ le resaka ompa tokony halàna

za raha niditra xxx teto tsy mbola nanaratsy olona mihintsy na manao teny mahery @ hafa fa dia raha manan-ko lazaina aho dia avoakako ampahibemaso ho hitan'ny be sy ny maro ny zavatra tiako lazaina dia @izay tsy afaka mamorina any ambadika any ny olona ratsy toetra TIA ADY sy MPANDAINGA ary MPAMORINA




aza mandaiga fa mba nilaza ho mpivavaka ihany e! Anisany!
58. xxx ( 01/06/2007 21:58)
xxx: izao ilay comportement n'i xxx tsy mamely izao....:roll: raha mba mamaly hevitra moa maninona fa mila vaniny ihany tsssss....
59. xxx ( 01/06/2007 22:00)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-06-2007 20:02:55
Lohateny : Re : tomany
Hoy i diamondra27:

sssss samia mametraka kestion hoe: inona ny zava-miseho de mety hahalala ny antony ihany nareo e!


nanomboka oviana izy no tsy teto?
de inona ny miseho eto @ fiaraha-monina?
de inona no mety manahirana azy personnellement(asa, tokatrano, adidy sns...)

samia hendry daholo fa mety hiverina ihany nenikely sady fety des mères zao ho avy
(nahatsiaro andry nanao bonne fety maman akia a!)

dia atao inona anefa ireo fanontaniana tsymisy dikany ireo?






hoatra io xxx io izao dia i diamondra angamba no tsy levony vavoniny dia arahina hatrany i diamondra ami'ny xxx mila vaniny:?
60. diamondra27 ( 01/06/2007 22:12)
xxx:

diamondra27:

tisera: ka matoa miditra xxx izy de te-hiafina satria tsy te-ho fantatr'olona we iza no manao le size

nefa misy ny mpanararaotra de mampiasa xxx entina anaratsiana olona

manome tsiny an'i bozylove daholo daholo ny ankamaroan'ny olona satria efa ho lava ny azy nefa misy fahamarinany kely ihany izany @ le resaka ompa tokony halàna

za raha niditra xxx teto tsy mbola nanaratsy olona mihintsy na manao teny mahery @ hafa fa dia raha manan-ko lazaina aho dia avoakako ampahibemaso ho hitan'ny be sy ny maro ny zavatra tiako lazaina dia @izay tsy afaka mamorina any ambadika any ny olona ratsy toetra TIA ADY sy MPANDAINGA ary MPAMORINA




aza mandaiga fa mba nilaza ho mpivavaka ihany e! Anisany!




_____________________________

xxx: inona ny lainga nataoko @izany

tsy resaka hita eto @ public ihany ve no resahana refa miresaka

raha sahy ianao dia aza miafina ambadika @ xxx fa manao vavolombelona mpandainga ao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7647