Manao ahoana daholo indray e!
1. SARERAKA2
(
30/05/2007 15:43)
Dia voatery tsy maintsy hiverina indray i SARERAKA satria ......
novalian'i Jeankely ny 06/06/2007 02:28
3. soanja
(
30/05/2007 16:48)
SARERAKA2:
Dia voatery tsy maintsy hiverina indray i SARERAKA satria ......
Manakory roa! Tongasoa ary. Ela tokoa roa izay! Arabaina.
4. kelly13
(
30/05/2007 18:39)
sareraka2>aza atao hoe "tsy maintsy" fa manjary ôtran'ny oe devoara b mandaginina b anao le maketo :)
6. Jeankely
(
31/05/2007 02:26)
Aiza ny resaka Politika amin'ny fahatongavanao sa vao ny hoe SARERAKA2 dia efa mazava ny tohiny. Izahay tarika vaovao ka arosoy raha resaka hampandroso e. Izahay aloha mila miasa mafy ary mila mikaroka sy miasahirana vao tafita amin'ny fihevitray ka asa inona ity "RERAKA SA?"
7. patrick2002
(
31/05/2007 03:56)
eka ary ra sareraka ka ataovy soa ny tarogna =D
Angorodao menakely no hanaovasika kidodo .
Ka manakory aia i Pety :D ,aia koa i mompera urfer leaka :cry:

9. Zazala
(
31/05/2007 21:35)
Faly miaraha i Sareraka2 tongasoa. Efa reraka tokoa ny vahoaka malagasy @ zavamisy eto @ firenena. ny delestage efa tsy tenenina tsony, halatr'olona (kidnapin) vakitrano etsy sy ero, vono olona ataon'ny fitondrana, nanampy trotraka ko ny menaka.
betsaka tsy voatanisa eto ny olana.
betsaka tsy voatanisa eto ny olana.
10. Jeankely
(
01/06/2007 02:27)
Aza avadika amin'ny fitondrana ny rehetra Razoky e. Ny delestage dia tsy misy faly amin'io ary anisany lesoka lehibe tsy hivoarana io satria ny machine mila mihodina ve ho tapaka. Kanefa zavatra maro no mahatonga an'io ary tsy mahavaha an'io koa ianao ry "Zazala" fa tsy "Zazadala" akory an. Omena ny vaha olana dia manaraka anao izahay. Io tsy misy hafa fa mitovy amin'ny ohatra Ray amandreny io. Rehefa tsy tafavoaka dia tsy mitabataba ny zanaka fa mampiseho raha mahavita tsaratsara kokoa. Ny filazana ny olana betsaka tsy midika fa voavaha mora io. Ny fitondrana mihevitra hanaparitaka ny mpiasa eran'ny nosy ny sasany mandroaka dia ahoana izany? Ny ady anatiny no tena tsy mampivoatra eto Madagasikara ary mahatonga ny olana rehetra.
11. Jeankely
(
04/06/2007 10:03)
Ary arahaba fotsiny izany no nataon'ilay Sareraka2 fa hafa no manohy azy sa ahoana toa tsy misy hevitra vaovao mihintsy?
12. xxx
(
04/06/2007 10:33)
Jeankely: Amin'ny resaka delestage: Amiko dia tsy fahaiza-mitantana no mahatonga an'io. Be loatra ny tombon-tsoa manokana alain'ireo mpitantana ka izay no antony.Vokany tsy voafehy intsony ny olana misy ka ny vahoaka no milanja ny vokany.
Marika iray ny tsy fahombiazam-pitondrana io, izay tsy itadiavany vahaolana matotra. Eto dia mampalahelo satria saromany amin'ny zavatra hafa io kilemany io mba tsy ho hitan'ny olona. Izay no antony hampisehony herisetra etsy sy eroa. Raha misy ve ny vola omena izay olona mahazo an'i Pety maninona no tsy ampiasaina hanarenana an'io fahavoazana goavana io? Ohatra iray io, fa mbola betsaka no azo lazaina.
Amiko rehefa voavaha ireo olana mianjady amin'ny vahoaka ireo dia milamina ny tany. Mangina wazy ireo mpanenjika sy be tsikera ireo.
Farany: izaho mahita fa tsy dia mijery ny vahoaka sy ny tombotsoam-bahoaka loatra ny fitondrana amin'izao, eny fa na dia misy aza ny zavatra niova.

13. xxx
(
04/06/2007 10:34)

14. Fiffi
(
04/06/2007 17:38)
booboo::-D:-D:-D:-D nga tahak'zao ? heu.....
tonga soa ndray Sareraka ...ka inn no tsy marina @ zany ? :-D:-D
-Tongasoa indray Sareraka.....
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?
(tena marina kosa aloha io an ! )
15. Jeankely
(
05/06/2007 02:12)
Ny resaka delestage aloha dia tsy miaro izany aho ary samy mahita fa @ tany mandroso any ambanin'ny tany any mirehitra 24/24 ny jiro noho izany dia mazava fa voafetra ny zavatra azo atao. Fa ny hoe tsy mitady hevitra ny amin'io ry zalahy dia anjarany ny manambara izany. Raha tsy misy hevitra mihintsy ary tsy mitady hevitra tokoa ry zalahy dia manaiky aho fa tsy misy ilavana azireo satria nofy izany "Investisseur" ho avy amin'ny tany tsy misy jiro izany.
16. patrick2002
(
06/06/2007 00:43)
aoka ra xxx fa ny delestage tsy ny fitrondrana mihintsy no tsy mahay mitantana ah! avy @ fatiantoka ao @ jirama io satria ny 65% ny jiro vokariny jirama dia mandeha any @ batiment public avokoa ( hopital campus université, caserne militaire police ,ministere ,ecole public rehetrA ,jiro manazava ny lalana tokony haloan'i commune) hany ka any @ secteur privé no hanetsenana ny banga ,entreprise privé ,ianao olo-tsora mampiasa jiro 3 sy radio 1 ary tele 1 ,ao antrano io ,iza no mbola tsy mikaikaina @ facture ny jirama ,amin'izao fotoana izao ,nefa ny jirama mbola milaza matiantoka ,antony ireo voalazako anao eo ambony ireo ,mampitombo ny masokarenany jirama ny fiakarany gas-oil , izany hoe mbola tokony hakarina izany ny facture-ny jirama izay efa LE PLUS CHER AU MONDE .Ka inona no tsy marina amin'izany .
17. Jeankely
(
06/06/2007 02:28)
Misaotra anao Patrick2002. Dia tena marina aloha ny ministere dia tsy mitandrina loatra ary tsy mahaloa JIRAMA. Na mazavabe izao aza dia ny jiro mirehitra hoy ry zalahy no ahalalana fa misy olona miasa ao. Tena mahagaga nefa fisainana nifandovana elabe io ka sarotra hovana. Na izany aza mba sahirana koa amin'izao ny mpiasampanjakana amin'ity Jiro tapaka ity. Ny Jiro sy Rano dia farany ilaina ary mampiomehy ihany hoe ny toerana alavitra rehetra aza ezahina asiana ireo nefa ny tanana lehibe koa aza tsy ampy dia ahoana? Tsy vita mora io fa aleo hiasa mafy ny tompon'andraikitra.