Lakroa .

1. Fiffi ( 27/05/2007 20:04)

Ny lakroa dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka tokoa manerantany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan'ny olona amin'izao fotoana izao dia ilay ampiasain'ireo fiangonana Kristianina.

De lasa ny heritreritro hoe : ny vhv foana no hita mitondra na manana Lakroa eny amboziny na hatram-kavina..
De mba ahoana ny lehilahy @ io Kakroa io ? maninona no tsy mba ahitana lhl miambozina Lakroa ? (sa ridicule le fanontaniako ?)

Ohatra manko hoe io Lakroa eny ambozina io de horohana , kasiana foana , rehefa hivavaka iny rehefa mifoha maraina , na ny alina de io am-bozina io no voaray voalohany....
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:36
2. Imahaka ( 27/05/2007 20:16)
toa betsaka ihany lehilahy hitako hoe lakroa ny pendatif ka
3. xxx ( 27/05/2007 20:24)
vozona fa tsy vozina
miambozona fa tsym miambozina
4. Fiffi ( 27/05/2007 20:25)
:oops: azafady...:oops:
5. caprio ( 28/05/2007 10:29)
xxx>>tsy resaka fanitsiana teny diso no aroson'i fiffi eto fa na vozona na vozina dia mazava @nay gasy foana ny tiany ambara fa valio ilay hevitra fa aza manitatra zavatra hafa
6. xxx ( 28/05/2007 12:37)
Izaho aloha mahita fa tena maro tokoa ny lehilahy mitondra lakoroa eny am-bozonany e.

Saingy izaho tsy mba mitondra an'iny mihitsy. Marina fa izaho kristiana. Tsy isan'ireo olona milaza koa fa sampy iny ny tenako. Fa ny ahy kosa dia mazava ny antony tsy hitondrako azy iny. Izay fomba fijeriko manokana:

1- Efa be loatra ireo fomba fanao (mode) amin'izao fotoana izao manimba (na manova) ny hevitry ny lakoroa.

2- Ekeko fa fitiavana manokana an'i Kristy no mahatonga antsika hiambozona azy iny. Saingy ny ahy dia iezahako aseho amin'izay ataoko sy lazaiko ny lakroan'i Kristy.

Ento ny jiogako hoy i Kristy, ary mianara amiko.
Hiseho amin'ny fiainantsika hatrany anie ny endrik'i Kristy ka hahatonga ny olona hitia sy hanatona azy.
7. Fiffi ( 28/05/2007 13:14)
xxx:

1- Efa be loatra ireo fomba fanao (mode) amin'izao fotoana izao manimba (na manova) ny hevitry ny lakoroa.
heu..ny fitondrana azy eny ambozona ve anisan'zany ? raha amiko kalou de io no hiharahako an'Jesoa lalandava....


8. xxx ( 28/05/2007 17:23)
Tsy miambozona lakroa, tsy mikavina lakroa koa, kavin'ila ohatra :-P nohon'y amin'ilay hoe "Aza manao sarin-javatra voasikotra". Ao ampoko ao ny Ray dia ataoko ampy ahy arak'izay tratrako io.

Ho ahy manokana io an
9. xxx ( 28/05/2007 17:39)
idem ary tsy mitady hanao zavatra hafa fa mino dia ampy
10. marozevo ( 28/05/2007 22:08)
Fiffi > Tena tsara sady interessant le sujet nosokafanao, fa tena saro-baliana. Saro-baliana satria tsy mety generalise-na le izy, fa ny tsirairay no samy manana ny heviny, araka ireo efa miseho ireo.
Izaho manokana dia tena tia ny Lakroa marina tokoa, ary isaky ny mahita Lakroa aho dia lasa lavitra ny saina amam-panahiko. Fa ny antony tsotra dia tsotra tsy itondrako Lakroa dia izao : Tsy vatrako ilay mametraka azy isan'andro.
11. ikaretsaka ( 29/05/2007 02:36)
J'ai, autour du cou, une petite croix !
Simple et silencieux rappel à moi
Que j'ai le bonheur d'être Chrétien
Quoi que je fasse, où que je me trouve

Ma petite croix n'est pas magie
Ni fétiche, ni porte-chance
Elle n'est pas là pour écarter
Maladies, ou hasards, ou dangers

N'est pas non plus pièce d'identité
Tantôt à brandir, tantôt à cacher
C'est tout bonnement une entente
entre Lui Sauveur et moi sauvé


Croix qui me suggère: ''Dis merci
Pour toutes les beautés de ce jour;
Tout ce que tu fais, penses, ou dis
Peut Lui gagner un peu plus d'amour''

Oui, j'ai autour du cou une croix !
Pour moi tout seul rappel discret
Que Jésus règnera sur ma vie
Si seulement je le Lui permets !
12. majesty ( 29/05/2007 04:48)
za tsy manana lakroa na anankiray aza nefa Kristiana,dia ahoana zany:?:
13. Fiffi ( 29/05/2007 05:28)
(tongasoa indray marozevo , faly mahita anao eto indray :))
"majesty":
za tsy manana lakroa na anankiray aza nefa Kristiana,dia ahoana zany:?:
fa nga moh rehefa kristiana kosa akia de voatery hanana lakroa ? ny lakroa mivaingana ny tiako lazaina an ! fa misy ny lakroa izay tsy miala eny @ kristiana mandrakizay , heu....ao am-pony io...
14. majesty ( 29/05/2007 08:08)
fiffi:-*
15. sonwin ( 29/05/2007 08:45)
xxx:

Tsy miambozona lakroa, tsy mikavina lakroa koa, kavin'ila ohatra :-P nohon'y amin'ilay hoe "Aza manao sarin-javatra voasikotra". Ao ampoko ao ny Ray dia ataoko ampy ahy arak'izay tratrako io.

Ho ahy manokana io an



ao ampiangonanareo koa izany dia tsy misy na sarina lakroa aza?
16. ikaretsaka ( 29/05/2007 11:38)
xxx sy fiffi> tsy maharatsy azy ny tsy manana, mahatsara azy koa raha manana,
17. mignone ( 29/05/2007 14:11)
ny ahy indray dia ny ao antsaiko hoe " i jesosy nilanja anlé lakroa mavesatra be " nefa isika otrany hoe atao ambozonana na eny antsofina maivana lé izy ... nefany moa dia samy manana ny handraisany azy tsy misy hifanomezantsiny
18. Fiffi ( 29/05/2007 15:44)
marozevo:

Izaho manokana dia tena tia ny Lakroa marina tokoa, ary isaky ny mahita Lakroa aho dia lasa lavitra ny saina amam-panahiko.
ny ahy indray aloha de tsy misaraka amiko io....ohatran'hoe mora de mora ny fivavahana , mampazoto aza azo lazaina an'le fitondrana lakroa eny am tena.....tsy midika akory zany hoe raha tsy misy an'io de tsy mazoto mivavaka fa...efa mba misy an'io aloha de mampi-tombo hatrany ny finoana sy hampazoto hivavaka..


19. ikaretsaka ( 29/05/2007 16:50)
mignone:

ny ahy indray dia ny ao antsaiko hoe " i jesosy nilanja anlé lakroa mavesatra be " nefa isika otrany hoe atao ambozonana na eny antsofina maivana lé izy ... nefany moa dia samy manana ny handraisany azy tsy misy hifanomezantsiny


ny ahy izay indrindra no ilanjako azy.. Izy nilanja ilay mavesatra be tsy nampaninona azy, dia ny ahy mba fanampiako azy sy fandraisako anjara mizara ny fiainako aminy ny ilanjako ilay grama vitsivitsy eo ambozonako!
20. Fiffi ( 29/05/2007 19:34)
ikaretsaka:

xxx sy fiffi> tsy maharatsy azy ny tsy manana, mahatsara azy koa raha manana,
heu...ahoaana zany hoe "tsy mahatsara azy ny tsy manana" ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4818