Lakroa .

21. marozevo ( 29/05/2007 22:30)
Merci Fiffi....

Miriorio foana ny angidina eh... eto ihany no hiafarany. Volana be dia be aho tsy teto, nefa hitako fa mbola tsy voakosoka ny anarako ka dia miverina eto indray.

Lakroa : Famantarana manana hevi-dalina tokoa. Ny ahy aloha dia tena io no antony eh... Tsy vatrako mihitsy, satria lehilahy moa ny tena ka tsy mba zatra mametraka na mitondra ireony rojo iambozonana irony. Fa izaho manokana dia tia ny Lakroa ahjo, ary iombonako ilay miteny hoe "mba ampahany maivana kely amin'izay nentiny no entiko". Fa tandremo kosa aloha an... Any anaty fiarako, na entako na sac any dia misy lakroa foana. Ny ato an-trano moa tsy lazaina intsony.
22. majesty ( 30/05/2007 07:36)
faly miarahaba an'i marozevo ndray zany ko :D
23. ikaretsaka ( 30/05/2007 11:42)
fiffi> ilay hoe "tsy mahatsara azy ny tsy manana" kosa raha ny fijeriko manokana dia ohatran'ny manao hoe mitoritory lakroa ianao nefa ilay torianao tsy hainao sy tsy hanananao akory...

ohatran'ny hoe mpanakanto misintona ny olona hankafy azy nefa tsisy hira na CD na tsy haiko (raha mpihira izy, hijerevan'ny olona azy akory any
24. marozevo ( 30/05/2007 22:57)
Merci sa "majesty".
25. ikaretsaka ( 31/05/2007 06:05)
marozevo> nga esorina kosa le, taoko anaovana foana?
26. xxx ( 31/05/2007 06:31)
Hoy i xxx:

Tsy miambozona lakroa, tsy mikavina lakroa koa, kavin'ila ohatra nohon'y amin'ilay hoe "Aza manao sarin-javatra voasikotra". Ao ampoko ao ny Ray dia ataoko ampy ahy arak'izay tratrako io.

Ho ahy manokana io an

ao ampiangonanareo koa izany dia tsy misy na sarina lakroa aza? :

Ao ampiangonanay aloha dia tsy misy lakroa satria izahay aty amin'ny tany tsy kristianina dia ao anaty trano tsotra no miangona.
27. Fiffi ( 31/05/2007 06:36)
Oui, j'ai autour du cou une croix !
Pour moi tout seul rappel discret
Que Jésus règnera sur ma vie
Si seulement je le Lui permets !
^:^^:^^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4124