Mba ilazao

1. leevakel ( 28/05/2007 08:40)
Salama e!Mba mangataka ny tononkiran'i Rija Rasolondraibe ialay"mba ilazao " iny. Efa t@ taona 90tany ho any io hira io. misaotra e
novalian'i leevakel ny 09/07/2007 20:50
2. Fiffi ( 28/05/2007 09:05)
heu....tena io ve ny titra ? jereo eto hiany aloha sao de mba ao ?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=184
3. cutie ( 29/05/2007 00:42)
asio tonony kely we fa ohtran'ny tadidiko io:lol:
4. caprio ( 29/05/2007 06:21)
Jereo fa efa ao @tonokira ao io ary tsy Mba ilazao ny titra ao fa te-ahita
5. Fiffi ( 29/05/2007 06:30)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1279 io zany ve ?
6. leevakel ( 09/07/2007 20:50)
misaotra betsaka fa efa hitako tao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0543