Mba ilazao
1. leevakel
(
28/05/2007 08:40)
Salama e!Mba mangataka ny tononkiran'i Rija Rasolondraibe ialay"mba ilazao " iny. Efa t@ taona 90tany ho any io hira io. misaotra e
répondu par leevakel le 09/07/2007 20:50
2. Fiffi
(
28/05/2007 09:05)
heu....tena io ve ny titra ? jereo eto hiany aloha sao de mba ao ?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=184
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=184
4. caprio
(
29/05/2007 06:21)
Jereo fa efa ao @tonokira ao io ary tsy Mba ilazao ny titra ao fa te-ahita
5. Fiffi
(
29/05/2007 06:30)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1279 io zany ve ?
