Tsy sahala ny hazakazaka mifampitohy ve ny Politika?

1. Jeankely ( 28/05/2007 10:34)
Raha ny fijeriko dia sahala ny hazakazaka mifampitohy ny fitondrana sy ny politika ary hifaninanana amin'ny firenena rehetra. Mihazakazaka mafy izay mandray ny baton voalohany ary manolotra indray ny baton handehanan'ny manaraka. Izany ve no hita eto Madagasikara. Tsy mandeha mafy ary tsy tia hanolotra ny baton handehanan'ny manaraka aiza no tsy ho resy be eo amin'ny sehatra iraisampirenena. Aleo hiazakazaka izay mandeha handehanan'ny manaraka fa tsy lasa ity mifamingana andalana ity. Madagasikara foana no tara amin'izany. Mba efa misaina izany hifanolotra baton izany ve sa manolotra vatomafana e.
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 09:18
2. Jeankely ( 29/05/2007 09:59)
Hita mazava fa misy tia hitondra ny sasany ary tsy mihevitra ny hanolotra raha mahazo koa aiza no tsy ho very seza. Tsy haverinay intsony koa satria fahavalompirenena kano.=))=))=))
3. Jeankely ( 30/05/2007 09:18)
Ny haka fahefana ihany izany ny ao andoha ary raha azon'ny sasany dia potehana daholo izay azo potehina fa tsy hifandimby hanasoa ity Madagasikara ity no tanjon'ireo efa nitondra tia hiverina ireo? Mitsongolika izay tsy mety fotsiny nefa tsy mahavita ary tsy nahavita. Aiza ary izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418