Tsy sahala ny hazakazaka mifampitohy ve ny Politika?
1. Jeankely (
28/05/2007 10:34)
Raha ny fijeriko dia sahala ny hazakazaka mifampitohy ny fitondrana sy ny politika ary hifaninanana amin'ny firenena rehetra. Mihazakazaka mafy izay mandray ny baton voalohany ary manolotra indray ny baton handehanan'ny manaraka. Izany ve no hita eto Madagasikara. Tsy mandeha mafy ary tsy tia hanolotra ny baton handehanan'ny manaraka aiza no tsy ho resy be eo amin'ny sehatra iraisampirenena. Aleo hiazakazaka izay mandeha handehanan'ny manaraka fa tsy lasa ity mifamingana andalana ity. Madagasikara foana no tara amin'izany. Mba efa misaina izany hifanolotra baton izany ve sa manolotra vatomafana e.
Hita mazava fa misy tia hitondra ny sasany ary tsy mihevitra ny hanolotra raha mahazo koa aiza no tsy ho very seza. Tsy haverinay intsony koa satria fahavalompirenena kano.=))=))=))