toky iray
1. xxx
(
28/05/2007 16:57)
zao . tsy kivy tsy ketraka re ny aty raha mbola ianao ko no ianao a,ny tanjoko dia izay ahasoa sy ahasambatra anao satria zay no voady efa nolazaiko t@ andriamanitra ka tsy mivadika @ zay nekena aho, ka aza manahy fa velona aho velona ho anao maty aho dia maty ho anao ka tsy hisy hasakana ahy @ fanomezana fitiavana anao.
novalian'i arialy ny 07/06/2007 10:31
8. Jeankely
(
29/05/2007 09:40)
Ho an'ilay iray io fa tsy ho an'ny rehetra e. Tsy misy adi-hevitra io fa efa fitiavana be vita ketsa.
10. Jeankely
(
01/06/2007 06:45)
Mba dadany koa ny fanokafan'i xxx ilay resaka. Fitia vava, fitia tanana sy fitia sex tsy mitovy amin'ny fitiavana amin'ny fo manontolo.
13. arialy
(
07/06/2007 10:31)
:lol:
azafady fa voady no tiko lazaina !! diso io ambony io ann!looza
azafady fa voady no tiko lazaina !! diso io ambony io ann!looza