toky iray

1. xxx ( 28/05/2007 16:57)
zao . tsy kivy tsy ketraka re ny aty raha mbola ianao ko no ianao a,ny tanjoko dia izay ahasoa sy ahasambatra anao satria zay no voady efa nolazaiko t@ andriamanitra ka tsy mivadika @ zay nekena aho, ka aza manahy fa velona aho velona ho anao maty aho dia maty ho anao ka tsy hisy hasakana ahy @ fanomezana fitiavana anao.

répondu par arialy le 07/06/2007 10:31
2. xxx ( 28/05/2007 17:05)
:?::?::?:
3. Imahaka ( 28/05/2007 17:30)
4. lancia ( 28/05/2007 17:34)
ndry! zany fitiavana be!!!!
5. tess ( 28/05/2007 17:37)
6. Jeankely ( 29/05/2007 04:28)
Ara-dalana ho anareo roa fa tsy natao hifanakalozana hevitra.
7. nathie86 ( 29/05/2007 06:55)
ho an'izà le toky d in no ady hvt @:roll:
8. Jeankely ( 29/05/2007 09:40)
Ho an'ilay iray io fa tsy ho an'ny rehetra e. Tsy misy adi-hevitra io fa efa fitiavana be vita ketsa.
9. xxx ( 31/05/2007 19:45)
Ny toky fitaka fa ny atao no hita
10. Jeankely ( 01/06/2007 06:45)
Mba dadany koa ny fanokafan'i xxx ilay resaka. Fitia vava, fitia tanana sy fitia sex tsy mitovy amin'ny fitiavana amin'ny fo manontolo.
11. tsiafoi1 ( 04/06/2007 12:20)
Nntsonale !! Zany izy io an
12. arialy ( 07/06/2007 10:30)
:Dmarina zany ee!! toky ve io alony sa vody e???
13. arialy ( 07/06/2007 10:31)
:lol:
azafady fa voady no tiko lazaina !! diso io ambony io ann!looza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.347