Ny Baiboly

1. LazaDaddy ( 28/05/2007 10:36)
Rehefa mahita an'io lohateny io ny namana dia:
- misy ny faly avy hatrany
- misy ny te hanenjika avy hatrany
- misy ny tsy rototra

izay fotsiny ihany :)

Raha mitady porofo ianao dia vaki izay ho soratan'ny namana rehetra eto =))
novalian'i marozevo ny 29/05/2007 23:10
2. xxx ( 28/05/2007 13:01)

LazaDaddy: izaho aloha vao mahita ilay anarana dia fahafatesan-kambo no tonga ao an-tsaiko voalohany.
misy ny faly avy hatrany:
ny tenin'ny Tompo ve no hita tsy hahafaly? Saingy ao no mihevitra fa hahita hevitra maro hamelesana ny sasany, izay heveriny fa tsy mahay baiboly.
misy te hanenjika avy hatrany:
hazavao tsara aloha ny dikan'ny teny hoe: [size=22px]manenjika[/size]. Satria raha ny fahitako azy dia tsy misy manenjika eto: [size=22px]fanitsina[/size], na [size=22px]fitsikerana[/size] mba hivoahan'ny marina no atao.
Sa ve rehefa manontany anareo dia lazaina fa manenjika? Rehefa mitsikera, izay tsy tsikera be fahatany fa mitombina tsara satria tsy hitanareo izay hanoerana azy, dia lazaina koa fa manenjika?
misy ny tsy rototra
tena marina io satria efa be koa no leo amin'ny toetranao io indrindra indrindra. Terenao hanaraka izay nampidirina ao an-tsainao ny Baiboly, ka na inona lazina na inona dia izao izany. atohitohy eo ny andalan-tsoratra masina mba hanohanana ny hevitry ny tena. Takona tanteraka ilay Andriamanitra miteny fa ianao no sisa hita. Vokany normal raha tsy rototra amin'izay lazainao ny olona.
Izay fotsiny ihany
Aza atao kilalao sy vazivazy ny tenin'Andriamantra fa zava-masina loatra io.

Ilay famaranana azy moa dia mbola mitory ny fanesoanao ny hafa. Mbola hita taratra eo koa ny fahafatesan-kambonao.

Mandehana araka Andriamanitra fa tsy araka izay saim-patatrao ihany. Ho aminao hatrany anie ny fahazavan'i Kristy. Amen.

3. Fiffi ( 28/05/2007 13:11)
LazaDaddy:

Rehefa mahita an'io lohateny io ny namana dia:
- misy ny faly avy hatrany
- misy ny te hanenjika avy hatrany
- misy ny tsy rototra

izay fotsiny ihany :)

Raha mitady porofo ianao dia vaki izay ho soratan'ny namana rehetra eto =))
no comment !


4. Zina ( 28/05/2007 15:46)
Mandehana araka Andriamanitra fa tsy araka izay saim-patatrao ihany. Ho aminao hatrany anie ny fahazavan'i Kristy. Amen.
:wink:

Ho antsika rehetra io wink:
5. xxx ( 28/05/2007 16:29)
Amen! 8)
6. marozevo ( 28/05/2007 22:17)
Ohatran'ny fanaovana "ZINONA" fotsiny tokoa no nanokafana ilay sujet.
7. LazaDaddy ( 28/05/2007 23:51)
aho:
Raha mitady porofo ianao dia vaki izay ho soratan'ny namana rehetra eto
efa misy porofo vitsivitsy ireo :)
8. cutie ( 29/05/2007 00:06)
tsy hitako ze tanjona @ le lohahevitra alou, sa faly hihantsy oul fotsiny, mahagaga:roll:
9. ikaretsaka ( 29/05/2007 02:44)
xxx> misaotra fa io tokoa ny zava misy
laza> tsy azoko ny tianao hahatongavana, sao tokoa sanatria ilay hoe

Ohatran'ny fanaovana "ZINONA" fotsiny tokoa no nanokafana ilay sujet.

Sanatria kosa e!
10. sonwin ( 29/05/2007 07:31)
io kay marozevo, ary noheveriko fa i marozevo ilay mpanao xxx mazoto ato
11. pissoa ( 29/05/2007 17:52)
LazaDaddy:

Rehefa mahita an'io lohateny io ny namana dia:
- misy ny faly avy hatrany
- misy ny te hanenjika avy hatrany
- misy ny tsy rototra

izay fotsiny ihany :)

Raha mitady porofo ianao dia vaki izay ho soratan'ny namana rehetra eto =))

:-D:-D:-D

nenah vao le ps no hitako de efa fantampantatro ny ho votoatin'ny dinika :-D:-D:-D

12. diamondra27 ( 29/05/2007 19:02)
LazaDaddy:

Rehefa mahita an'io lohateny io ny namana dia:
- misy ny faly avy hatrany
- misy ny te hanenjika avy hatrany
- misy ny tsy rototra

izay fotsiny ihany :)

Raha mitady porofo ianao dia vaki izay ho soratan'ny namana rehetra eto =))

_______________________________


tsy mila porofo fa rehefa mamaky dinika dia afaka mahita sy mahatsapa ireo ka!

13. cutie ( 29/05/2007 21:20)
pissoa :-D:-D:-D:-D
14. marozevo ( 29/05/2007 23:10)
Sonwin > An an... Marozevo indray tsy miafina izany rehefa miteny ka.... Fa tsy teto aho nandritra ny volana maro. Raha tsy diso aho dia volana Jolay 2006 no teto farany. Miarahaba an'i Sonwin koa aho... Tratry ny taona eh...

Dia namaky fanimpitony aho, Rey olona, dia hitako fa tsy izaho no vendrana fa ilay nanokatra ny dinika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1934