tsy mahalala fomba
1. sitlo
(
27/05/2007 03:42)
Le ol ao ambaninay wa tsy mahalala fomba mitsy, fa am alina be iny ve rangaha, dondominy mafy be am kifafa ny plafond, nefa ianao le concentré mianatra piano iny tsara.
novalian'i wooda ny 02/06/2007 02:46
2. Aino
(
27/05/2007 07:35)
stilo hihihihi de alaivo koa ny kofafa dia domy mafimafy kokoa ny anao sady arao feo manao hoe!!! ORY ISE AH!! AZA MIGODOGODONA BE AZA FADY FA MBOLA MIANATRA IZAY EH!!
sa sendra kosa dia ianao mitendry piano no tsy tiany fa tsy misy atoriana?
sa sendra kosa dia ianao mitendry piano no tsy tiany fa tsy misy atoriana?
3. Aino
(
27/05/2007 07:36)
sitlo hihihi tsy arako indray ilay izy fa izay dia namaly ny valiny ery nefa tsy araka!!=))=))=)):°)
4. rurik
(
27/05/2007 08:00)
KA AIZA KOSA VE AMIN' NY ALINA BE NO MIANTRA PIANO
tsy mety kosa, le olona mba te hatory na te hirelaks de ianao .... tsy mety kosa aloha e ampetrao amin'ny toerana misy azy ny anao.
tsy mety kosa, le olona mba te hatory na te hirelaks de ianao .... tsy mety kosa aloha e ampetrao amin'ny toerana misy azy ny anao.
8. mits
(
27/05/2007 10:07)
stilo> nefa raha za zany ol zany dia zarako aza misy mpandrotsirotsy @ piano @ alina!:roll:
9. ainaheri
(
27/05/2007 11:11)
stilo>> tsy haiko ny piano ampiasainao fa ny piano zao misy ecouteur zany oe ianao irery iany no afaka mihaino zay tendrenao zany oe samy mihaino zay voatendritendriny zany eee
15. mits
(
27/05/2007 11:52)
ary miheritreritra indray za woa hoe: sao mba te ho tendrena aza ny piano lay ol ambany ry stilo:-w