tsy mahalala fomba

21. xxx ( 27/05/2007 15:43)
nokapohiko t@ vato ny atody iray de tsy mety vaky ary dia tena tsy vaky kanefa nokapohiko t@ stilo de vaky
22. sudou ( 27/05/2007 15:52)
hangataka hira
23. karinah ( 27/05/2007 18:30)
lolllllllllllll
24. xxx ( 27/05/2007 18:47)
ary iza ndray io tsy mahalala fomba mangataka hira io, fangatahana autorisation hitendrena stilo @ alina eto!!!!
25. naughtyboy ( 27/05/2007 19:58)
=))reviko le fikany sitlo tenjena kely ny piano de misy manaraka kapokapoka le hira @ gorodona=D ozy za =D milay
26. kelly13 ( 27/05/2007 20:35)
ountsss, enao no tsy malala fomba rapenina fa tsy malala mi inviter azy :°)
27. karinah ( 28/05/2007 07:43)
:-D:-D:-D:-D
28. xxx ( 28/05/2007 08:26)
I sitlo koa tena tsy mahazo resaka!

Izaho ilay olona matory ao @ etage ambaninareo iny, ary tsy ny plafô ilay nodomiko t@ kofafa fa ny farafaranay mivady iny manenoneno iny. Tsy izany fa rafotsy raha vao maheno piano dia tena en chaleur be dia tout de suite tout de suite mila calin calin.

29. Ivandry ( 28/05/2007 16:32)
XXX< Izaho ilay mipetraka ao ambanin'lisany!
Ary tsy tantiko mitsy ny maheno lay tabataba ataonareo ao,fa manjary eksité be zà !
Efa niresaka izaho sy rafotsin'là fa asiany piano hono ao anio dieny anio.Zà mantsy efa manana rahateo.
Ka ny signal-nay refa tsy ao ialahy dia tendreko ny noty : (sô dia sol)
-sô ; mi ; la ; ré ???
Dia izy ao ambony mamaly hoe:
-ré ; fa ; mi ; do; do !!!!!:-D:-D:-D
30. sonwin ( 28/05/2007 17:09)
ié, dia rehefa tsy takatra ny sol dia la takarina
31. kiadi ( 28/05/2007 17:16)
djembe indray lety hianarana fa mety tsy tiny le piano an!
32. Stretch ( 28/05/2007 17:59)
slitô:
Le ol ao ambaninay wa tsy mahalala fomba mitsy, fa am alina be iny ve rangaha, dondominy mafy be am kifafa ny plafond, nefa ianao le concentré mianatra piano iny tsara.


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/cavapas.gif[/IMG]
33. sitlo ( 28/05/2007 18:02)
kiadi> hahaha


me si me si
34. Stretch ( 28/05/2007 18:08)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG]
35. sitlo ( 28/05/2007 18:15)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/fume-gele.gif[/IMG]
36. Stretch ( 28/05/2007 18:34)
de mbola mandondona ihany ve le voisin atrama zao ?
37. sitlo ( 28/05/2007 18:43)
koa io lazain'i kiady io hoe mety le piano no tsy tiany fa tokony aponga ndray :°)
38. Stretch ( 28/05/2007 18:55)
de mianatra mitendry aponga ndray zany zao elà ?
39. sitlo ( 28/05/2007 19:02)
mitendry aponga :-D, tsy nisy ohatra an'iny indray. dia firy ny corda? :-D:-D
40. mamzelkely ( 29/05/2007 07:44)
:-D:-D sô de mbô ts tiny kosa alou ny hira ataonao eee :-D:-D de zay no hidodopmany anao fa ts zany :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2905