fahendrena
1. harisoamihary
(
21/05/2007 14:42)
:?manahoana daholo.
olona manana toetra manao ahoana no atao hoe olonkendry?

novalian'i Fiffi ny 01/06/2007 06:03
2. sitlo
(
21/05/2007 14:59)
Fanontaniana efa ela izay no nipetraka, efa tamin'ny androndry Saokiraty. Fototry ny filozofia moa izany eh. Fa tsy haiko ny valiny.:°)
3. Fiffi
(
21/05/2007 15:21)
La sagesse désigne le savoir et la vertu d'un être. Elle caractérise celui qui est en accord avec lui-même et avec les autres, avec son corps et ses passions (vertus de tempérance, de modération et de justice), qui a cultivé ses facultés mentales, tout en accordant ses actes à ses paroles.
"Ady amin'ny adala, ka ny hendry no miala"

8. Fiffi
(
21/05/2007 16:35)
hummm....tongasoa aloha harisoamihary an ! vao niditra namana androany......humm....de mba firy taona , lahy sa vavy kalou enao ? ary enao mametraka ny fanontaniana ve aloha mba hendry ? de inn le fahendrena am-nao ? :)
9. simplex
(
21/05/2007 17:43)
harisoamihary:za jerena d manga ny lanitra wa :°);-):P
manahoana daholo.
olona manana toetra manao ahoana no atao hoe olonkendry?
13. fanaina
(
21/05/2007 21:27)
raha manaraka ahy ianao dia tsy maditra!!:°)
asakasaky ilay olona io, misy ny zavatra sasany izao manko tsy ditra @na olona iray fa @hafa iny mety ditra!
izaho efa nanotany anio manko fa tsy hitako izay tena valiny fa izaho ihany no nitady any izay tokony tena ho valiny. dia ianao ihany no mafatatra any izay ataonao raha mety na tsia na haditrana na ampahendrena no anaovanao azy.

15. xxx
(
21/05/2007 23:08)
La sagesse désigne le savoir et la vertu d'un être. Elle caractérise celui qui est en accord avec lui-même et avec les autres, avec son corps et ses passions (vertus de tempérance, de modération et de justice), qui a cultivé ses facultés mentales, tout en accordant ses actes à ses paroles.
mba adikao teny gasy we
16. niryna
(
22/05/2007 05:10)
Ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany.:D
Mifanohitra ny adala izany ny hendry :idea:

17. diamondra27
(
22/05/2007 06:04)
ny fahendrena dia ataovy hoe: anabaviko ianao...
Ao @ ohabolana n misy an'io....
Ny atao hoe: hendry dia arakaraka ny zava-misy no ilazàna azy re e!
misy ny atao hoe: zaza hendry sy zaza maditra
hendry ny zaza rehefa manoa RAD, mipetrapetraka, hita mihintsy hoe: tsy ireny zaza agité ireny e!
rehefa mande any antran'olona namanao ianao ohatra miaraka @ zaza , ny zaza hendry dia mipetraka tsara mihaino sy miandry baiko fa ny zaza maditra tonga de mikitikita ny ao an-tranon'ny hafa na manimba zavatra etc...
HENDRY Faharoa:
hendry ny olona 1 raha toa ka mifanaraka @ sain'ilay olona le zavatra ataony. Ohatra misy olona mitantara ny vadiko akia hendry fa tsy mba mivoaka izany mihintsy fa ao antrano foana a! aminy izany de we tsy mivoaka ny trano= hendry
HENDRY fahatelo:
eo anatrehan'ATRA
io voalazan'i baiboly io
Mba ialàna @ ratsy izany dia tokony raisinao toy ny anabavinao ny vhv (afa-tsy izay tena vadinao)
Izay tsy manapahendrena dia aoka izy hangataka amin'Atra, raha tsy fanatanao ianao fa hoe : hendry sa tsia dia mivavaha mba atoron'Atra anao izany.
Hendry faha4
mbola be de be fa maika...
Hendre tsara daholo(= hendry =tsy miteniteny foana)

18. Tynathie
(
22/05/2007 14:32)
:oops:Slt Fahendrena.Taiza föna oa enao e?Sa tsy mahatadidy intsony?Tsy afaka mamaly ny fanontanianao a satria tsy aiko fa juste oe tsitako am serasera ftsn tsony enao de mba ato ndray zany no hifandraisana.Zay fa bye de mazotoa.=((
19. Tynathie

20. Samoana
(
22/05/2007 14:37)
niryna:
Ny hendry mody voky ...
...imason'olona fa manesokesoka mangina any ambadimbadika any:miam::-D