fahendrena

21. Fiffi ( 22/05/2007 14:58)
zavatra tena mahagaga io an !
22. sympa ( 22/05/2007 15:54)
Inon kay no kendrena ao kle :!: 8-) :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. Fiffi ( 22/05/2007 21:04)
fahendrena hono koh !
24. sympa ( 22/05/2007 21:31)
Fiffi -> fa atao inon le izy moa eeee :?: 8-):-P
25. soanja ( 23/05/2007 00:39)
Ny fahendrena amiko dia ny fahaizana mikaroka ny mahasoa anao sy ny manodidina anao ary ny tontolo rehetra ifandraisana, fa indrindra ny fahaizana mampita izany fahalalana hita sy hay izany amin'ny hafa amimpamendrehana.

Tokony hipetraka indray eto ny fanontaniana hoe "inona no atao hoe mendrika?"

Dia mitohy hatrany ny fikarohana......
26. cutie ( 23/05/2007 01:31)
azo atao we smart koa ve ny olon-kendry?
27. niryna ( 23/05/2007 05:59)
diamondra >misaotra fa mazava.Hiezaka ny ho hendry izahay e:)
Fiteny koa ny hoe raha hendry hianao,dia hendry ho an'ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa hianao;dia hianao ihany no hiharan'izany.
28. niryna ( 23/05/2007 06:27)
cutie:

azo atao we smart koa ve ny olon-kendry?


Ny smart dia matsilo saina na intelligent no fahalalako azy.Tsy ho voatery ho smart vao hendry.Misy ankizy mety ho heverina ho dondrona kanefa hendry kely.
fahendrena=wisdom
Dia misy ihany koa hoe ny fahatahorana an'Atra no fiandoham-palalana.Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana. " The fear of the Lord is the beginning of knowledge,but fools despise wisdom and instruction."
Na koa hoe ny fahatahorana an'Atra no fiandohan'ny fahendrena."The fear of the Lord is the beginning of the wisdom.
29. soanja ( 23/05/2007 08:30)
cutie:

azo atao we smart koa ve ny olon-kendry?


Ie azo atao hoe smart tokoa ny olon-kendry satria mahatakatra ny tsy takatry ny hafa saingy tsy azo atao hoe olon-kendry kosa ny smart rehetra.
Ny fahendrena mantsy raha tena zohina akaiky dia "ny fitsinjovana ny ho avy" maharitra sy mahasoa ny rehetra. Mila smart ianao vao mahatakatra hoe inona no vokatr'ity fikarohana sy fampitana ity afaka 5 taona, 10 taona ary 30 taona aza?

Ohatra manokana omeko dia i Hitler. Smart izy fa tsy hendry mihitsy.:-*:-*:-*:-*:-*:-*


30. sympa ( 24/05/2007 00:00)
soanja -> hitilina hoaiza moa enao zany :?: 8-)8-)8-)
31. cutie ( 24/05/2007 02:06)
soanja,nyrina
merci faamazava tsara:-*:-*:-*:-*
32. sympa ( 24/05/2007 22:01)
cutie :arrow: tsy mila la bougie tsony zany enao an :!: :-D:-D:-D:-D
33. cutie ( 24/05/2007 22:17)
efa misy masoandro
34. sympa ( 24/05/2007 23:39)
cutie :arrow: ko izao ary to mbola alina be ny anjo :oops: maraina moa fa mbola tsisy masoadro akory ao antokitany ko :?: :-D:-D:-D:-D
35. cutie ( 25/05/2007 16:33)
any aminareo zany, fa aty aminay miposaka be ny masoandro :D
36. xxx ( 25/05/2007 16:43)
misy mamadika resak mintsiny nareo zany
37. Fiffi ( 01/06/2007 06:03)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075