le8, 15 ans
1. bazylou
(
20/05/2007 01:11)
Ny lalam-panorenana vaovao izao no milaza mazava fa 15 taona no fahabetsahan'ny mandatn'ny prezda!!!
Efa assure izany ny 15 taona raha tsy hirefotra amin'ny delestazy sy ny foko le io!!
Efa assure izany ny 15 taona raha tsy hirefotra amin'ny delestazy sy ny foko le io!!
novalian'i xxx ny 23/05/2007 11:32
5. lamie
(
21/05/2007 17:23)
fa inona ihany ary ny blemen'i bazylou e???ny rehetra tsy misy manome tsiny anao raha manohina ny fitondrana taloha ianao,ka maninona ny hafa no anaovana teny hafahafa raha manohina ny azy?asio fiasinana rabazylou fa efa mihoatra ny anao a!
6. xxx
(
23/05/2007 11:28)
bazylou:
Tsy ohatran'ialahy ny olona ka handositra adidy sy saro-tahotra.
Mba misaina marina io tenin'i lamie io.
Mpandefa : bazylou [ Valio ] 20-05-2007 10:45:50
Lohateny : Re : le8, 15 ans
reveo ary e!!! tandremo sao miala bala eo,
Tsy ohatran'ialahy ny olona ka handositra adidy sy saro-tahotra.
Mba misaina marina io tenin'i lamie io.
