Fanaovam-beloma serasera

1. wooda ( 19/05/2007 08:26)
Manao ahoana daolo!

tena tsy haiko ny hanazavana azy tsara fa ity angambany ny soratra farany andraisan'i wooda anjara @ forum sy ny serasera rehetra ato!

bdb ny zavatra tsara hitako t@ fotoana fohy nandalovako tato sy tao @ karajia, maro koa ireo namana izay tsy nahafoy nizara ilay fitiavana namana, fa nohon'ny zavatra izay miankina amiko manonkana de nanoratra ity aho hanaovako veloma anareo sy ny hitenenako fa tsara ilay fiarahana!

veloma daolo o! :)

wooda
novalian'i rhina ny 25/07/2007 10:52
2. Fiffi ( 19/05/2007 09:25)
:(:snif:
3. Fiffi ( 19/05/2007 09:27)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/smiley-pleure-s2.gif[/IMG]
4. nanoukely ( 19/05/2007 09:35)
wooda:

Manao ahoana daolo!

tena tsy haiko ny hanazavana azy tsara fa ity angambany ny soratra farany andraisan'i wooda anjara @ forum sy ny serasera rehetra ato!

bdb ny zavatra tsara hitako t@ fotoana fohy nandalovako tato sy tao @ karajia, maro koa ireo namana izay tsy nahafoy nizara ilay fitiavana namana, fa nohon'ny zavatra izay miankina amiko manonkana de nanoratra ity aho hanaovako veloma anareo sy ny hitenenako fa tsara ilay fiarahana!

veloma daolo o! :)

wooda

kiss wooda de malahelo zay :cry::*:*:*:*:*:*:*

5. dongadonga ( 19/05/2007 09:36)
fa misy inona no manao veloma eeh,eny ary eh veloma mbola hiaona isika any andanitra any ooh bay bay :snif:
6. tslem ( 19/05/2007 09:38)
fa ho aia wooda? afaka mi forum sy mikarajia fôna né naizanaiza e. :-*:-*
7. Fiffi ( 19/05/2007 10:21)
!kiss wooda :*:*:*:*
8. kelly13 ( 19/05/2007 10:22)
!veloma wooda :)
9. Fiffi ( 19/05/2007 10:24)
zah tsy manaiky.....:(
10. mozart ( 19/05/2007 11:05)
velomaary dia mazotoa@zay atao rehetra e! zay fa mazotoa tompoko ôôôôôô
11. diamondra27 ( 19/05/2007 11:11)
mampamangy any aza e!

de mirary soa:-*:-*:-*:-*
12. lo ( 19/05/2007 12:05)
mirary soa less a, ce fut ...sympa :)
13. Fiffi ( 19/05/2007 15:41)
très.....:)
14. malisca ( 19/05/2007 17:19)
fa misy inona ry Wooda?:?: malahelo be zahay:(,
veloma ary eeeee!kiss
:-*
15. rakaroka ( 19/05/2007 20:36)
veloma dia soava-dia an!:cry::cry::cry:
16. karinah ( 19/05/2007 20:48)
! bye wooda :-*:(:(:(
17. Fiffi ( 19/05/2007 20:54)
wooda: de aza adino le.....:-$:-$ :*:*:*
18. Stretch ( 19/05/2007 21:26)
hein !
kay nisy tsy ankiteniteny be ôtrizao mintsy tany an !
:P
i wooda zany efa tsita fa tsisy azo ambara,
manaôna zay mbola eto :°)
19. Fiffi ( 19/05/2007 21:27)
:wink::-D
20. sitlo ( 20/05/2007 16:58)
nofa koa izany. :twisted:, am manaraka eh, rehefa miverina milay foana. :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6753