tamin'ny 2002

1. bazylou ( 20/05/2007 02:03)
Le tam propagandy tam 2002:
le mpanao propagandy miteny de ny olona mamaly sady miady rima an!
A:Mahiratra fa tsy tatanana!
ny olona:Marc Ravalomanana
dia nisy nanohy hoe
A:Manao loaka anana!
ny olona:Marc Ravalomanana :wink:
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:29
2. Fiffi ( 20/05/2007 06:21)
nga hono i bazylou tsy mbola nanao laoka anana hatram-zay ? heu.....sa tsy gasy ?:roll::roll:
3. sympa ( 22/05/2007 21:29)
bazylou -> ananan'inon klo eee :!: :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501