Maquette

1. ikaretsaka ( 19/05/2007 15:47)
Mitady olona za-draharaha (any Madagasikara) amin'ny fanaovana "maquettes" trano sy zavatra mifandraika @ architecture.
Atao vita @ baoritra na hazo , ary mafy tsara sy azo bataina sy afindrafindra toerana ilay izy avy eo (possible afaka entina mankany ivelany ilay izy)

Andefaso hafatra aho raha mila fanazavana misimisy, raha toa efa misy modely efa vitanao dia tsara kokoa
Emails no ifandraisana sy handefasana ny plans sy ny instructions

Misaotra
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 10:24
2. betty ( 23/07/2007 09:28)
Efa nahita oul ve enao? mety mahita oul intéréssé zah mantsy!!!! c vrai efa tara le izy mais on ne sait jamais :lol:
3. ikaretsaka ( 24/07/2007 16:43)
tsy maninona raha misy olona hafa ka ... ijerena ny asany sy ny qualite ny sy ny vidiny
4. betty ( 25/07/2007 11:43)
oups! dsl, oul aty ivelany le noheveriko. Tsy mety njay zany
encore dsl!!!
5. betty ( 26/07/2007 10:37)
Misy fanontaniana iray : raha olona avy aty ivelany (france) fa efa manana experiences en tant que maquetiste à Madà ary mpianatra architecture (5è année)no interessé de mety v?
6. sarobidy ( 31/10/2007 10:24)
tsita ikaretsaka:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1149