Soso-koditra ,tourteau,cylindre....

1. lemenakely ( 19/05/2007 20:49)
Dia tena nampalahelo tokoa ny gasy teo @ faramparan'ny taona 80 fa dia nihinana ny tsy fihinana mihintsy ! aiza ve ko hitanao teny an-tsena ny soso-koditra ,ny tourteau ,ny jeu des îles (mofo gasy katsaka ngeza be mintsy !!!)ary ny tena nampihomehy @ ireo sakafo hafahafa rehetra ireo raha manao be fandrapaka dia na mihika na kofona ny touteau moa dia mafy be tsy misy toa azy!!!NAMPALAHELO!!!
novalian'i sympa ny 24/05/2007 23:55
2. Fiffi ( 19/05/2007 20:58)
zah aloha sady tsy nahita no tsy mba naheno an'zany an ! :roll:
3. vakiniadiana ( 20/05/2007 06:55)
Tsara anie ny soso-koditra e
4. niryna ( 20/05/2007 21:03)
lemenakely:

Dia tena nampalahelo tokoa ny gasy teo @ faramparan'ny taona 80 fa dia nihinana ny tsy fihinana mihintsy ! aiza ve ko hitanao teny an-tsena ny soso-koditra ,ny tourteau ,ny jeu des îles (mofo gasy katsaka ngeza be mintsy !!!)ary ny tena nampihomehy @ ireo sakafo hafahafa rehetra ireo raha manao be fandrapaka dia na mihika na kofona ny touteau moa dia mafy be tsy misy toa azy!!!NAMPALAHELO!!!

=))=)) vao sambany aho no naheno izany.Taitra be aho heveriko hoe miresaka ny zaza-soso-koditra ianao:-/
Inona avy izany karazana sakafo izany.?
Izaho aza vao sambany nihinana izany hoe voanjombory lena miaraka amin'ny trondro:roll: na voanjombory lena miaraka ny saosety.:miam::miam:Tsy mba sakafo gasy no naroson'ny fianakaviana na ny havana fa karazana sakafo vazaha.:(:(Ny ahy anefa na anana sy menaka fotsiny aza dia tiako.Tsy misy hidirany aloha fa mba resaka ny ahy iny a.):D:D
5. ikaretsaka ( 21/05/2007 05:13)
marina tokao izany ry lemenakely
Niryna sy fiffi? fa taiza nareo t@ izany?
6. johnnyandri ( 21/05/2007 09:56)
Namidy teny an-tsena nilahatra tamin'ny anana sy ny sakafo mihitsy izy ireny kanefa tokony ho nilahatra tamin'ny ampombo. Le mofokatsaka indray ohatry ny tena mamy sara ery ny fijery azy kinanjo raha vao nanandrana nihinana dia nampitady fisinkinana,masaikasaika be tao am-bava sady maina be mila dite:-D:-D:-D
Izany eo ihany fa mba niaina ny filaharam-bary sy savony sy ny mofo vao maraina be ve nareo? tany aloha?
7. kelly13 ( 21/05/2007 10:58)
Izany eo ihany fa mba niaina ny filaharam-bary sy savony sy ny mofo vao maraina be ve nareo? tany aloha?


ié, fa milay b satria mifanao fotoana @ namana any d manoko resaka hihihihi! ny menaka tsy adino hihihi


d inn klou le soso-koditra e? iny no tsy arako fa ny jeu des iles sy ny tortô mbô koboko iany! ny tany atsimo no tena gravy t@ la chaux sa mou inn iny zvt fotsy² iny?) sy ny vômadilo kou! danz b iny periode iny ka
8. ikaretsaka ( 21/05/2007 15:37)
ilay milaha bary be ary @ fokontany nefa tsisy vary zaraina akory aza ko!:roll:
sy ilay milahatra mantsaka dia seau, zerikan, siny, barikan-doko avy nampiasaina, bonbonne, milahatra lavabbbbbbbbeeeeeeeee no miandry eo @ le paompy! nefa ianao maika hisasa!
Gravy mihitsy ireny ka!
9. xxx ( 21/05/2007 16:04)
ngô dia kabaka ilay hoe soso-koditra ? (hodi-kisoa ??)

10. johnnyandri ( 21/05/2007 18:29)
Mifoha amin'ny efatra maraina mampilahatra harona dia mandeha miverina matory, dia avy eo indray mandeha milahatra mofo sy hena vao mandeha mianatra. ihomehezana sisa:lol::lol::lol:
11. niryna ( 22/05/2007 05:04)
ika> inona izany soso-koditra fa tsy fantatray e,sy ireo karazany hafa?
Izaho koa aloha nilahabary tany amin'ny fokontany e,fa tena elabe vao tonga ilay izy amin'izay kely fotsiny sady nafatrany tamin'ny kapoaka ka ny masoandro maty no mampalahelo.Izahay tsinona sady manao dihimbazaha amin'izany:D
12. johnnyandri ( 22/05/2007 05:09)
Inona ilay soso-koditra ry lemenekely fa tsy arakay a:?::?::?:
13. xxx ( 22/05/2007 12:29)
miresaka izany isika eto fa toa tsy misy menaka indray ange hono any Mada e ? Sao dia hilahatra koa atsy ho atsy
14. princesseN ( 22/05/2007 13:02)
=))=))=))za koa ary mba gaga be naheno an'le nolazainao
ry lemenakely e!
fa ra momba an'le menaka alo ry xxx de mbola tsy hilaharana fa any aorina no tsy hay...?:cry:
fa le soso-koditra alo mbola tsy arako iany hatreto e!tena marina e!:lol::lol:
15. sitlo ( 22/05/2007 13:12)
16. sympa ( 22/05/2007 19:14)
Le milahatra vary klo efa natao sy ny la farine ary ny menaka, le misongona no tena milay rehefa tsy eo ilay anoloan-tena (kamo hifoa maraina), fa tsy mila mitaraina raha voasongona koa enao:-P Fa izao aloa mbola tsy nahare hoe tsisy menaka izao aty kle :?:
lemenakely...euh inon le sosoa hoditra :?: 8O
17. Fiffi ( 22/05/2007 19:19)
ikaretsaka:
fiffi? fa taiza nareo t@ izany?
heu....tara koh ! :cry:


18. sympa ( 22/05/2007 21:14)
Fiffi -> tara sa lasa aloa :?: :-P:-P:-D:-D
19. Fiffi ( 23/05/2007 14:33)
heu....tsy aiko akia an ! fa raha ny tena marina de tsy mbola naheno na nahita an'io zah an !
20. ikaretsaka ( 24/05/2007 00:08)
ry fiffi tony sao kosa ary dia ilay tsy nandray ravin-dena sy "tsy niara nihosona "? t@ izany fotoana izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1021