DG Inspection Générale Manao kolokolo eto madagascar
1. fafabe
(
20/05/2007 06:51)
Mikasika ny volan'i Mon Père tao Marovoay nisy naka kay ny Mpiasa vavy tao antrano ihany no naka azy io io vola io dia vola Euro maromaro mihotra 2 000 Euro; ary Karana vitsivitsy tao Marovoay ihany no nakalozan'ilay Tovovavy io izany ka isan'izany i Nouraly Amorcy isan'ny Miliardeur goavana iray izay mpinamana @ io DG io tsy iza moa izany fa Ravony Henry Léonard dia voiture-n'io Karana io no naka an'io DG io tany Antananarivo handeha ao Marovoay hanafoana io fitoriana mikasika io zazavavy io sao tafiditra ilay Karana ary tambin'izany dia hanamboatra trano ho an'ny DG io Karana io raha vantany vao retraité i DG. Ary nahazo 20 000 000 Fmg avy izy sy Chef District Marovoay. Nefa vola hanamboarana Sekoly izy io dia notazonin'i Chef Districk (ingahy Ndeha Sylvain) io ilay Billet de crou dia vita ho azy ve aiza BIANCO fa misy vavolombelona afaka mijoro sady Krisitiana tsy matahotra inona koa.
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 10:02
2. bazylou
(
20/05/2007 08:47)
tsy raharahan'ny bianco honoizay volan'ny Mon ere any e!!:wink::wink:
3. fafabe
(
20/05/2007 16:45)
bazylou:
Fa inona no asn'ny BIANCO? inona no nanaovany enquêtte tany sa ravaina ho azy en!!!
tsy raharahan'ny bianco honoizay volan'ny Mon ere any e!!:wink::wink:
4. Jeankely
(
23/05/2007 10:02)
Henjeho izy rehefa manao ny tsy mety e. Izahay tsy miaro izany fa ny resahinay fotsiny hoe aza adino fa ny mpangalatra rehetra tsy voatery ho avy amin'ny President sy ny Fitondrana daholo. Misy ary misy betsaka ny tompon'andraikitry ny fanjakana nefa manohatra ny fanjakana. Sa novolavolaina ho TIM daholo ireo "Administrateur Civil" nivoaka taloha ireo? Izay manao ny tsy mety aleo izy hijinja ny anjarany. Dia loza koa nefa fa vao tonga indray koa ny police sy ny fisamborana dia tonga indray koa ny hoe "ahoana no samborina fa ampahafirin'ny halatra ataonareo izany". Tsy hay mihintsy hoe iza no tena mpiaro halatra sy efa nahazo tombony tamin'ny halatra ka mbola tia hangalatra nefa miresaka halatra ihany koa.
