Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!
1. niryna
(
18/05/2007 20:49)
Mahafinaritra ny mizara ary fiteniko matetika io tsy ato ihany fa niainako ary mbola ezahako hatrany ihany koa.Misaotra izay olona nandefa ity http://www.chick.com ity aho tato amin'ny sera2 fa tena mazava tanteraka ny sary sy ny fanazavana, tsy takatry ny saina.Afaka mijery amin'ny teny izay fantatrao ianao fa ny teny frantsay aloha no maro safidianana:D hatramin'izao hakoatran'ny anglisy(mpanoratra) sy ny espagnol.8O:roll::wink:
Mahereza daholo :diniho,alalino,raiso izay fantatrao fa marina,raha heverinao fa diso dia araho ny Baiboly fa voasoratra ao daholo izay mifanaraka ny sary.Mino tanteraka aho fa manampy antsika rehetra izay mangetaheta ahafantatra ny marina.Fikaroana ny marina no tadiavintsika tsirairay avy,hanavotra ny fanahin'ny namana izay mandray anjara eto sy ny hafa no faniriako sy hetahetako,tsy izaho anefa no hanavotra azy ireo fa fitaovana fiasana fotsiny aho.Jesosy irery ihany no araho,Izy no mahafantatra ny ao am-pon'ny tsirairay.Vonona tokoa ve ianao hanaradia Azy.:?:8O:D .Raiso an-tsoratra ireto:
-1.jereo eto,klikeo-2.products,klikeo tracts-3.tracts misy hoe non-english klikeo-4.eo amin'ny search jereo izay firenena tianao,klikeo-find-5.tsindrio ny titles na titres(mivadika ilay teny tianao avy eo)
(l)niryna

novalian'i cutie ny 26/05/2007 22:17
3. pissoa
(
18/05/2007 21:31)
Ity koa misy iray izay mbola tsy nahita
http://www.jesus-is-savior.com/
Samy mpanaraka King James ireo ra tsy diso za :-P:-D:-D:-D
http://www.jesus-is-savior.com/
Samy mpanaraka King James ireo ra tsy diso za :-P:-D:-D:-D
4. pissoa
(
18/05/2007 21:57)
hi hi hi ! sao misy diso hevitra !
Izaho nandefa an'io rohy io dia tsy hoe miombona hevitra amin'ny voalaza ao an ... tsisy publicitaire koa ny hevitro eo ambony angamba ! vao ny page d'accueil aza dia efa mampitsoaka ahy ... ! :-D:-D:-D
Fa ataoko eto io ... dia anjaran'ny rehetra ny manao ze tiany aminy ! Nisy nandefa hafatra mantsy zah (azony tenenina eto ny anarany fa tsisy koi) dia lazainy fa ho avy eto daholo hono ny tsy mpino sy ny mpanaraka fivavahana diso ... Fa ny fivavahan'iza moa no diso ?!
Mety ho avy eto aho amin'ny manaraka haneho ny hevitro amin'ny rehetra heveriko fa diso @ rohy ^^^^^^:-D

5. niryna
(
18/05/2007 22:08)
pissoa:
Ity koa misy iray izay mbola tsy nahita
http://www.jesus-is-savior.com/
Samy mpanaraka King James ireo ra tsy diso za :-P:-D:-D:-D
8-)8-) misaotra pissoa a,toe tena mampatahotra ny andry io.Sady ity tonga misy sary mivantana=D=D
Manao fampaherezana hanaraka an'i Jesosy ianao ka mazoto e.8-)
6. pissoa
(
18/05/2007 22:14)
Aaaa, tsy mitory an'i Jesosy izany io site io ry Niryna an ! Izay no nanomezako azy teto fa mitovitovy amin'ny Chick.com koa mantsy io : tsy mitory an'i Jesosy :-D:-D:-D
7. niryna
(
18/05/2007 22:15)
ikaretsaka:
angaha lasa chickisme i niryna?
Ika < a chicks dia boky manambara sy mitantara ny ao anaty Baiboly.Avelao ny olona hijery fa nahitako zavatra maro tsy mbola fahita ny fivavahana hafa.Nahasoa ahy dia zaraiko.Anjarany ny misafidy na hino izy na tsy hino.:D:D
Kristiana aho ary Jesosy irery no arahiko^:^
8. ikaretsaka
(
18/05/2007 22:56)
niryna> tsy izay boky manambara sy mitantara ny ao anaty baiboly akory dia izy aby
9. niryna
(
19/05/2007 06:37)
pissoa:
Aaaa, tsy mitory an'i Jesosy izany io site io ry Niryna an ! Izay no nanomezako azy teto fa mitovitovy amin'ny Chick.com koa mantsy io : tsy mitory an'i Jesosy :-D:-D:-D
Milaza ny zava-misy ireo nomeko sy nomenao ireo ka avelao ny olona hijery fa tsy azo tapenana ny masony.
Afaka mitory sy milaza ny marina foana isika raha ohatra ka kristiana,ary afaka mizara ny vaovao sy mahasoa ny olona.Mamerina indray aho ary mamporisika ny namana rehetra ato mba hijery ireo web ireo,raha mbola misy maro moa dia raisina antanamaro fa mila izany izahay.Ho antsika rar te-hampianatra ny zanaka dieny mbola kely afaka mijery io koa ianareo fa tsy misy hanenenanareo ny miara-mandray anjara amin'izany.Misy fiangonana mantsy tsy mahazo mamaky Baiboly ny ankizy ka rehefa lehibe izy sarotra aminy ny andresy lahatra ny fahamarinana fa zatra ny routine fotsiny :roll:Safidin'ny tsirairay io.:D:D
Mitoria ny teny ,mazotoa,na amin'ny fotoana inona na tsy amin'ny fotoana,mandrese lahatra ,mamporisiha,mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra.ny Baiboly no nanome hery sy fampaherezana antsika rehetra ao amin'ny 2Tim 4:2-3
10. niryna
(
19/05/2007 06:59)
pissoa:
Ity koa misy iray izay mbola tsy nahita
http://www.jesus-is-savior.com/
Samy mpanaraka King James ireo ra tsy diso za :-P:-D:-D:-D
:D:D Misaotra aky pissoa a,tsy nampoizinao ilay teny kanjo ny herin'ny Fanahy Masina no nanome azy ho anao.Toa nitady ilay rosary na saplet ianao,ao tokoa ilay izy.
Mety tsy ho fantatry ny rehetra ny teny anglisy kanefa mba afaka manazava izay kely mba fantatro ihany aho hanavotako ny namana rehetra.
Mazotoa tokoa mijery io web nolazain'i pissoa fa tsy izy io hoy izy:roll::roll:,asa aloha izay hivavahany?Lasa nanontany tena aho?Ny ahy Jesosy kristy irery ihany.Tsy anasorana ,tsy ampiana.Izay ihany koa no faniriko ho an'ny rehetra,lavitra ny ezaka?Tsy mba kivy aho fa vao maika aza mazoto be:D:D:D(l)(l)(l).Na iray fotsiny ihany aza no mamaky ny hafatra dia efa ampy izay.:D
Izao no voasoratra ao ka raha misy tsy mahay ilay teny ianareo fa teny anglisy moa ilay nalefan'i pissoa saika adinony fa hay izy nieritreritra fa tsy mitory ny tompo izy.:*
11. niryna
(
19/05/2007 07:54)
pissoa:
Ity koa misy iray izay mbola tsy nahita
http://www.jesus-is-savior.com/
Samy mpanaraka King James ireo ra tsy diso za :-P:-D:-D:-D
Tsia tsy diso ianao,Baiboly King James angamba no tianao ho tenenina.:lol:
Hoy ny teny ao amin'ny web io
* JESUS IS THE ONLY WAY TO HEAVEN.John 14:6:arrow:Marina tanteraka izany ho an'izay mpanaradia an'i Kristy.Hoy Jesosy:Izaho no lalana sy fahamarinana,tsy misy olona mankany amin'ny Ray ,afatsy amin'ny alalako.
*"REPENT AMERICA",mibeba ry amerikana!
*"HOW TO BE SAVED".Ahoana no ahazoana famonjena
*WOLVES IN SHEEP'S CLOTHING"Ambodia mitafy hodi-janank'ondry
*"Beware of false prophets,which come to you in sheep clothing"Mitandrea ianareo ,fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka,izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry.Mat 7:15
* "Satanic in the vatican":arrow:sary vatican manoroka amin'ny sarivongana(sary misy io a) vakio hoy izy ny Eksodosy 20:4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao ,na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra....5 aza miankohoka eo anatrehany ary manompo azy..Teny voasoratra ao anaty Baiboly io ka anjarantsika no mandanjalanja sy mandray azy.
"ROSARY IS BLASPHEMY".Io ilay saplet notadiavin'i pissoa raha tsy diso aho fa misy koa ato.Manamarina izany ny ao anatin'ny Fil 2:9-10Koa izany no nanandratan'Atra Azy(Jesosy kristy io)indrindra sy nanomezany Azy(J.K)ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,na ny any an-danitra na ny ety an-tany,na ny any ambanin'ny tany.
Misy fanazavana ao milaza fa tsy ny famerimberenana ny anaran'olon-kafa im-betsaka amin'ny fivavahana no ahazoana famonjena.Jesosy irery ihany hoy izy fa tsy misy olon-kafa.^:^^:^
TO WHOM THEY PRAY" amin'inona na amin'iza ry zareo no mivavaka.Anjaranareo ny mijery azy :* Asa 4:12,Mat 6:7
Aleo omeko ihany fa lasa manao soa tapany aho:*
Mat 6:7 Ary raha mivavaka hianareo ,dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa;fa ataony ho ny hamaroan'ny teniny no hihainoana azy.....mivavaha toy izao ianareo:arrow:tsy midika hoe io foana no hivavahana,toy izao hoy Jesosy fa tsy niteny izy hoe averimbereno foana ity.
Asa Apo.ARY TSY MISY FAMONJENA AMIN'NY HAFA ,FA TSY MISY ANARANA HAFA AMBANIN'NY LANITRA NOMENA NY OLONA IZAY HAHAZOANTSIKA FAMONJENA.
Miala tsiny aho miala fondro raha misy tsy manaiky izay voasoratra ao anaty web nomen'i pissoa a,aza ny tenako no ariana fa ny teniko.Mizara sy mandany ny androko ato amin'ny serasera aho mba hisy hanaraka an'i Tompo Jesosy Kristy.Averiko indray nomena safidy isika ka vakio ny soratra masina, raiso ny baiboly ,lalino ny voasoratra,nandefa antsika matetika ireo web ireo koa dia hisaorana azy ireo izany.Ambava homana ,am-po mieritreritra.Dieny misy ny fotoana dia mivavaha fa tsy fantatra izay avoakan'ny ampitso.Ba mamikely ho an'ny rehetra
(l)niryna
12. xxx
(
19/05/2007 08:58)
Fehiny, tena olona marary ianao. Izao no vokany raha finoana tsy arahim-pitiavana na koa tsy arahim-pandinihina.
Na izany aza dia entina am-bavaka ihany ianao mba ho tonga saina indray androany ka mba hahay hanaja ny hafa ( dingana voalohany @ fahaiza-miaina)ary hahafantatra izany hoe ny Finoana raha tsy misy fitiavana dia lasa fanatisma.

13. pissoa
(
19/05/2007 08:59)
Milaza ny zava-misy ireo nomeko sy nomenao ireo ka avelao ny olona hijery fa tsy azo tapenana ny masony.
Zava-misy araka ny hevitr'olona fantapantatra ihany :wink: Ary aza matahotra fa raha tsy tiako ho hitan'ny olona io site io dia tsy napetrako teto akory e ! Maneho ny hevitro mikasika an'ilay site fotsiny koa za :oops:
Misaotra aky pissoa a,tsy nampoizinao ilay teny kanjo ny herin'ny Fanahy Masina no nanome azy ho anao.
Misaotra @ fisaorana b da b hatrary ka hatraty e :wink:
Toa nitady ilay rosary na saplet ianao,ao tokoa ilay izy.
tsia, tsy nitady aho --- efa nolazainao io tatsy ambadika dia efa novaliko ianao ! TSY MITADY AHO, ary raha hitady mikasika ny rosary aho dia tsy amin'ny karazana site toy ireny ho hijery. Ny zavatra nanontaniko dia ny olan'i xxx @ saple ... tsy aleon'i xxx ve ary ihany no mamaly e :-P Raha ireo notanisainao ireo moa ny olanao amin'ny saple toa sady tsy mahay baiboly ianao no tsy mahay ny saple :oops:
Niryna : mampihomehy ianao ! mampihomehy otran'ilay site nomenao sy nomeko :-D:-D:-D
Mitory ny Tompo ve aho amin'ny zavatra toy io site io ? TSIA dia TSIA ... Izaho rehefa mitory ny Tompo (ary tena mitory Azy aho) dia ny "Tompo" no ataoko centre an'ny resaka ! Ny Tompo no avelako hifantohana fa tsy ny fiangonana tsy mitovy hevitra amiko ... tsy fiangonana tsy katolika ohatra (Satria Katolika aho), tsy ny fiangonana tsy Kristianina toy ny Silamo (satria tena Kristianina aho), na izay rehetra tsy mitovy hevitra amiko. Tsy fitoriana ny Tompo ny fomba toy izany amiko fa fanavahana izay tsy mitovy amin'ny tena. Tsy toy izany ny fisainan'ilay Tompo tompoiko ... tsy haiko kosa ny mikasika ny "tompo" ny tompoinao ! Tompo ratsy fanahy angamba fa tsy toy ny ahy :-P Izay no mahatonga ahy miteny fa tsy mitory an'i Jesoa ireo takelaka ireo. Mitory an'i Jesosy ve ny zavatra toy izao :
This is why it is critically important for every believer to live in their Bible (and make sure you have a reliable Bible--I only use the King James... not the "new" King James).
:-D:-D:-D
Ika:
niryna> tsy izay boky manambara sy mitantara ny ao anaty baiboly akory dia izy aby
Yep =D=D=D
14. xxx
(
19/05/2007 13:18)
nyrina: mba asio fandinihana ihany ity resaka finoanao ity fa lasalasa ihany anie ianao izao e: manaratsy aloha, mankahala avy eo, mandainga koa, ary ny farany dia hanozona mihitsy...
Mianara manao fandanjalanaja (discernement de l'esprit) hahalalanao tsartsara kokoa hoe avy aiza marina izany hevitra na teny tonga ato amiko izany, avy amin'ilay ratsy fa avy amin'Andriamanitra? Tsy ampy mihitsy ny ilazana fa avy amin'Andriamanitra n zavatra iray satria milaza izay ao anaty baiboly. Tsarovy fa na iSatana aza anie mba mampiasa ny baiboly koa e, ary mahalala lavitra noho ianao aza. fa ampiasainy io hamilina ano ho any aminy fa tsy ho any amin'i Kristy.
Pissoa: misaotra anao fa fantatro fa fitiavana io namantsika io no anazavanao aminy izao rehetra izao. Misaotra an'i pissoa
15. rush
(
19/05/2007 13:26)
io ve dia atao mahagaga e!efa hatramin'ny niandoany no nilaza ny olona fa secta niryna dia izao ny ataony!mihevera tena hiany e!
16. rush
(
19/05/2007 13:33)
xxx:tena marina mihintsy io nolazainao raxxx a!tena olona marary!ity fisehosehoana hoe mpiandry aaa eeeee!mpitory aaa eeee!mba mandiniha tena hiany e!izay fosiny raniryna a!tsy mila izany bokinao sy ny web izany ny olona fa ampy anay ny Baiboly Tokana!
Fehiny, tena olona marary ianao. Izao no vokany raha finoana tsy arahim-pitiavana na koa tsy arahim-pandinihina.
Na izany aza dia entina am-bavaka ihany ianao mba ho tonga saina indray androany ka mba hahay hanaja ny hafa ( dingana voalohany @ fahaiza-miaina)ary hahafantatra izany hoe ny Finoana raha tsy misy fitiavana dia lasa fanatisma.
17. ikaretsaka
(
19/05/2007 14:37)
niryna> ... ataoko fa efa maro ihany izy izay ary inoako fa misy lanjalanjaina sy dinidinihina tokoa. Io ilay lazaiko foana hoe mba mivoaha ivelan'ny bornes dia avy any aloha mandinika misy anao sy mianatra sy manadihady sy mandanjalanja ndrao lasa fanatisme tafahoatra.
Look beyond what u see, lose yourself to find yourself
Look beyond what u see, lose yourself to find yourself
19. xxx
(
19/05/2007 15:16)
8O8O Mijereva tokony fa tena mora sy mazava ilay an'i niryna sy ny an'i pissoa.
Ilay nanoro voahana mikasika ny dadabe noely ny ahy no tiako.Ilay hoe iza marina moa Jesosy ,izay vao mazava amiko,saika kenda ihany aho aloha fa teny anglisy hay nisy fanazavana tamin'ny teny frantsay:D:D(l)(l)(l).
Ary ireo olona tsy mety mijery sy manda ny hijerevan'izao tontolo izao ilay sita
Tsy mba mitori-teny milaza an'i Jesosy mihitsy e.:roll::roll:
Toa hovainy foana ny sujet na mody taritiny any amin'ny zavatra hafa foana izahay :twisted:
Toa toheriny daholo izay mamporisika ny hanantona an'i Jesosy?
Fa inona tokony aloha no tena hivavahanareo sy tena hinoanareo e:roll::roll:
Ahoana marina no tena paikanareo ireo:roll::roll:
:?::?::?:Tena zavatra misitery amiko ity ry zanako:roll:

20. xxx
(
19/05/2007 15:32)
Fomban-javatra foana io fa aza kivy milaza ny marina:P.Mahita ny marina foana izahay.:D:Izaho koa aza mba lasa saina hoe tsy miteny na manoro ny olona hibebaka na hanantona an'i Jesosy tokony ireo olona ireo,fa ahoana tokony ary:idea::idea::idea:kanefa miara-mirona ry ireto.Haingana ianareo fa misy mitady handrava ny finoantsika,tsy mandroso intsony ny fivavahana,tsy mahazo volabe intsony ny fiangonana.Tapaka ny fihinanana lasa mivadika tsy manaraka izay hinoantsika hatramin'izay intsony ireo olona.Aleo izy tsy ho voavonjy any.8-)8-)8-)
Dia ho zakanareo ve ny ahita ny havanareo very :roll:
Dia ho zakanareo ve ny ahita ny havanareo very :roll: